ny Lalàna »

Fivorian’ny Mpanolontsaina Monisipaly ny Alatsinainy 24 Aprily 2017

Fivorian’ny Mpanolontsaina Monisipaly ny Alatsinainy 24 Aprily 2017

auteur aprily 25, 2017 Commentaires fermés

Noresahana nandritra ny Fivorian’ny Mpanolontsaina Monisipaly ny Alatsinainy 24 Aprily fa ny kianjan’ny Demokrasia Ambohijatovo dia mijanona amin’izay anarany izay ihany fa tsy misy ny eritreritra hanaovana tsena, hisy rahateo ny fikolokoloana sy ny

Tohiny »
Fotodrafitrasa etsy amin’ny tany Andohatapenaka

Fotodrafitrasa etsy amin’ny tany Andohatapenaka

auteur aprily 20, 2017 Commentaires fermés

Nanao Fanambarana ny Fiadidiana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny Alakamisy 20 Avrily 2017 tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely tamin’ny alalan’ny Lefitra Faha roan’ny Ben’ny Tanana Julien Andriamorasata fa tsy nisy mihitsy ny Taratasy Fanomezan-dàlana

Tohiny »
Fivoriana ara-potoanana voalohan’ny  mpanolontsaina monisipaly

Fivoriana ara-potoanana voalohan’ny mpanolontsaina monisipaly

auteur aprily 19, 2017 Commentaires fermés

Nisokatra androany 19 aprily 2017 ny fivoriana ara-potoanan’ny Mpanolotsaina Monisipaly  eto Antananarivo Renivohitra. Haharitra folo andro izany ary hifarana ny 28 aprily izao. Nanokatra ny fotoana tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny filohan’ny mpanolontsaina

Tohiny »
Fandravana trano tetsy Ambalavao  Isotry

Fandravana trano tetsy Ambalavao Isotry

auteur martsa 27, 2017 Commentaires fermés

Tsy maintsy nandray fanapaha-kevitra ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny fandrodanana ireo trano tsy ara-dalàna sy ireo atahorana hirodana ka mitera-doza  indrindra amin’izao fotoana ny fahavaratra izao. Araka izany dia niroso ny fandrodanana trano iray 

Tohiny »
Tafa tamin’ny mpanao gazety nataon’i DUD- CUA momba ny trano eo Ambohijatovo sy ny tany eny Andohatapenaka

Tafa tamin’ny mpanao gazety nataon’i DUD- CUA momba ny trano eo Ambohijatovo sy ny tany eny Andohatapenaka

auteur martsa 16, 2017 Commentaires fermés

Androany 16 martsa 2017 dia nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety izay notontosaina tato amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, izay notarihan’ny talen’ny « Urbanisme et Développement » Razafintsihoarana Edison ; ka voaresaka tamin’izany ny mikasika

Tohiny »
Ambohijatovo : Fandrodanana trano

Ambohijatovo : Fandrodanana trano

auteur martsa 13, 2017 Commentaires fermés

Araka ny  « ARRETE MUNICIPAL  N° 148- CUA/CAB .17  portant démolition de la construction édifiée sur une zone inconstructible sur la propriété dite « MIHARY » TN°58.965-A SISE à Ambohijatovo » dia nidina teny

Tohiny »
Fidinan’ny Kaominina tetsy Andohatapenaka

Fidinan’ny Kaominina tetsy Andohatapenaka

auteur martsa 7, 2017 Commentaires fermés

Nijery ny fanorenana sy ny zava misy rehetra tetsy amin’ny tanin’ny TIKO izay nomeny ny Kaominina Antananarivo Renivohitra hitoeran’ny fiara izay tratran’ny sazy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra androany. Nanao ny fisavana ny fahazoan-dalana ny

Tohiny »
Boriboritany: Fanalana ireo peta-drindrina

Boriboritany: Fanalana ireo peta-drindrina

auteur febroary 13, 2017 Commentaires fermés

Nanala ireo peta-drindrina tsy manara-dalàna teny amin’ny faritr’Antanimena ny ekipa teknika avy ao amin’ny Boriborintany Voalohany ny marainan’ny zoma 10 febroary. Mpiasa 26 no indray nirotsakaan-tsehatra nanatanteraka izany. Marobe ireo peta-drindrina tsy mipetraka amin’ny

Tohiny »
Fidinana ifotony fijerena ireo taratasy fahazoan-dalana hanorina trano

Fidinana ifotony fijerena ireo taratasy fahazoan-dalana hanorina trano

auteur janoary 20, 2017 Commentaires fermés

Nijery ifotony ireo taratasy fahazoan-dalana hanorina trano teny Ankadindramamy, Analamahitsy, Andraisoro ary Mahatony Ivandry ny Boriborintany fahadimy omaly. Nanatona ireo rehetra manatanteraka asa fanorenana trano ny Delegen’ny Boriboritany sy ireo tompon’andraikitra avy ao amin’ny

Tohiny »
Antanimbarinandriana betsaka ireo tsy manara-dalàna

Antanimbarinandriana betsaka ireo tsy manara-dalàna

auteur janoary 17, 2017 Commentaires fermés

Tsy maintsy manara-dalàna daholo na ny vahoaka, na ny fanjakana. Tsy manaiky ny fanotofana an’Antanimbarinandriana ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra. Betsaka  ireo mpandika lalàna tato ato ka ny kaominina Antananarivo sy ny Ben’ny Tanàna foana no

Tohiny »