Boriboritany Fahadimy : Fananganan-tsaina

auteur 7 desambra 2017 Commentaires fermés
Boriboritany Fahadimy : Fananganan-tsaina

Araka ny toromarika sy ny  fandaminana nataon-dRtoa Lalao Ravalomanana  Ben’ny Tanànan’Antanananarivo mikasika ny fananganan- tsaina eo anivon’ny Kaominina Antananarivo  Renivohitra. Dia tanterahina isaky ny Departemanta sy Boriboritany izany ary anisany  mavitrika amin’ny fanatanterahana izany ny avy eo anivon’ny Boriboritany fahadimy.

Ho an’ny firenena manana ny fiandrianany sy mahaleotena  dia zava- dehibe ny fananganan- tsaina, Satria sady fitaizan- tsaina no fanabeazana ny maha olona ary fiomanana amin’ny fiatrehana ny herinandro vaovao.