Fifamoivoizana »

CUA : fizarana lanterne maimaimpoana ho an’ny taxi

CUA : fizarana lanterne maimaimpoana ho an’ny taxi

auteur martsa 3, 2017 Commentaires fermés

Androany tolankandro dia nisy ny valan-dresaka izay natao tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely mikasika ny fametahana ny « Lanterne » vaovao amin’ny Taxi ville. Homena lanterne vaovao maimaimpoana ireo taxi eto

Tohiny »
FANAMBOARANA « PARKING » – Antanimbarinandriana

FANAMBOARANA « PARKING » – Antanimbarinandriana

auteur febroary 16, 2017 Commentaires fermés

Natomboka androany ny asa fanotorana sy fanamboarana ny toby fiantsonan’ny fiara teny Antanimbarinandriana.NyTananan’AntananarivoRenivohitra no tompon’antoka amin’ny fanatanterahana izany. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fotodrafitr’asan’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra,izay antsoina hoe “Amenagement Urbain”io vava asa io :dia ny

Tohiny »
Fandrindrana Manokana « Parking réservés »

Fandrindrana Manokana « Parking réservés »

auteur janoary 16, 2017 Commentaires fermés

Tohiny »
CUA-UCTU

CUA-UCTU

auteur janoary 11, 2017 Commentaires fermés

Niarahaba ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana noho ny fahatratrarana ny taona 2017 ny Fivondronamben’ny Koperativa mpitatitra eto Iarivo. Nivoitra tamin’izany fa ilaina ny fifanantonana sy ny fiarahamiasa hampandrosoana ny fitaterana eto an-dRenivohitra; Araka

Tohiny »
FANOKAFANA NY TRANOM-BAROTRA ARY FANALANA IREO MPANOFA TRANO

FANOKAFANA NY TRANOM-BAROTRA ARY FANALANA IREO MPANOFA TRANO

auteur janoary 3, 2017 Commentaires fermés

Taorian’ ny fanakatonana ny «propriété FAHRI » teny Behoririka ny Alatsinainy faha 17 Oktobra 2016 ; tamin’ny alalan’ny ARRETE MUNICIPAL N°129 – CUA/CAB.16 ; dia niverina teny an-toerana indray ny  avy ao amin’ny Kaominina

Tohiny »
Arrêté municipal

Arrêté municipal

auteur desambra 21, 2016 Commentaires fermés

Tohiny »
Fampandrenesana

Fampandrenesana

auteur novambra 24, 2016 Commentaires fermés

Tohiny »
COMMUNIQUE DE PRESSE

COMMUNIQUE DE PRESSE

auteur octobra 18, 2016 Commentaires fermés

Manoloana ny  tsaho miely etsy sy eroa momba ny fitaterana eto Antananarivo Renivohitra dia manao izao fanazavana manaraka izao ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo : 1. Nanjakan’ny risoriso efa ho amampolo-taonany maro ny sehatry ny

Tohiny »
Fanisana Fiarakaretsaka (Taxis-Ville)

Fanisana Fiarakaretsaka (Taxis-Ville)

auteur septambra 23, 2016 Commentaires fermés

5930 no isan’ireo fiarakaretsaka (Taxis-Ville) ara-dalàna tonga nisoratra anarana. Omaly tolakandro no nikatona tanteraka ny fanisàna (Recensement) notanterahin’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra. Tsy mahazo miasa intsony ny ivelan’ireo nahavita ny fanisàna, ka mampitandrina azy ireny ny

Tohiny »
CUA : Fanisana Taxis-Ville sy Taxibe

CUA : Fanisana Taxis-Ville sy Taxibe

auteur septambra 2, 2016 Commentaires fermés

Andro farany andraisana ny fanisàna fiarakaretsaka androany zoma 2 septambra 2016. Nahatratra 4.880 ireo Fiarakaretsaka (Taxis-Ville) efa nahavita ny fisoratana anarana (Recensement) teny Antsakaviro hatramin’ny omaly hariva, ary 235 kosa ny teny Mahamasina. Ny

Tohiny »