Dorkasy : Fjkm-Cua

auteur 12 janoary 2017 Commentaires fermés
Dorkasy : Fjkm-Cua

Tonga niarahaba ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana noho ny taona vaovao 2017 ny Dorkasy Foibe FJKFM.

Nivoitra tamin’izany fa tsy afaka misaraka ny fitantanana sy ny Finoana.Matoa misy ny olona tsy manara-dalàna dia noho ny tsy fahafantarany an’Andriamanitra ; Ilaina ary tsy maintsy atao ny fitoriana ny Tenin’Andriamanitra indrindra ho an’ny mponin’Andriamanitra indrindra ho an’ny mponin’Antananarivo araka ny nambaran’ny Filohan’ny Dorkasy Foibe FJKM ny Mpitandrina Randriamanana Valimbavaka.