Tsikonina 2017

auteur 2 jona 2017 Commentaires fermés
When:
16 jona 2017 – 30 jona 2017 all-day
2017-06-16T00:00:00+01:00
2017-07-01T00:00:00+01:00

Ny 1 hatramin’ny 16 jiona 2017 no daty fisoratana anarana eny anivon’ny Boriboritany ka toy izao ny tsara ho fantatra amin’ny fifanitsanana :

- Boriboritany faha 4 : Zoma 16 jiona 2017 ao amin’ny”College Hanitra Anosibe”
- Boriboritany faha 6: Sabotsy 17 jiona 2017 ao amin’ny Boriboritany faha 6
- Boriboritany faha 3: Alarobia 21 jiona 2017 ao amin’ny EPP Behoririka
- Boriboritany faha 5: Alakamisy 22 jiona 2017  izay mbola ho fantatra amin’ny fotoana manaraka.
- Boriboritany voalohany: Zoma 23 jiona 2017 ao amin’ny ao amin’ny sekoly fanavotana Antohomadinika.
- Boriboritany faharoa: Zoma 23 jiona 2017 ao amin’ny EPP Faliarivo Ambanidia.

Ny Zoma 30 jiona 2017 no hanatanterahana ny famaranana ao amin’ny Paddock Mahamasina.