Fahadiovana »

fanadiovana faobe ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo

fanadiovana faobe ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo

administrateur aogositra 13, 2014 Commentaires fermés

Teny amin’ny faritra Ankorondrano no nanatanteraka fanadiovana faobe ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo, ny 11 Aogositra 2014 teo, ka nanomboka teny amin’ny Rond point Antanimena hatreny Ivandry ny asa fanadiovana. Departemanta telo no niara-nisalahy tamin’izany

Tohiny »
Fanadiovana faobe teny Tsimbazaza

Fanadiovana faobe teny Tsimbazaza

auteur jolay 18, 2014 Commentaires fermés

Ho tohin’ny fanadiovana faobe izay nataon’ireo mpisa avy ao amin’ny DEPU teny amin’ny Pavillon Analakely dia nanatanteraka fanadiovana faobe indray ry zareo ny Alakamisy 17 Jolay tontolo andro teo teny amin’ny faritra Tsimbazaza ka

Tohiny »
Fanadiovana faobe tanterahin’ny Kaominina mandritra ny roa andro

Fanadiovana faobe tanterahin’ny Kaominina mandritra ny roa andro

auteur jolay 16, 2014 Commentaires fermés

Tafahoatra ny loto ety ambadiky ny pavillon Analakely manomboka eny @ RM1. Indrindra ny tatatra manamorona ny rindrin’ny RM1 iny. Ataon’ny olona fanaovana maloto, fanariana maloto ny toerana. Diky, sachet plastika ary fivalanan-drano anaty

Tohiny »
Fanadiovana faobe: Tetik’asa fanadiovana tanàna sy fiahiana ara-tsosialy

Fanadiovana faobe: Tetik’asa fanadiovana tanàna sy fiahiana ara-tsosialy

auteur jona 25, 2014 Commentaires fermés

Amin’izao fanomanana ny fetin’ny fahaleovan-tena izao dia nananteraka fanadiovana faobe ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo sy ny ENDA OI (Environnement Développement Action de l’Ocean Indien) ny Talata 24 Juin 2014 tamin’ny 09h30 ary nifarana tamin’ny

Tohiny »
Atrik’asa momba ny rafitra RF2

Atrik’asa momba ny rafitra RF2

auteur may 30, 2014 Commentaires fermés

Tatitra momba ny atrik’asa mahakasika ny rafitra fikojana ny rano sy ny fahadiovana (RF II) izay natao tao amin’ny Bureau Municipal d’Hygiène (BMH) Isotry ny tontolo andron’ny Alarobia faha 28 may 2014. Teo ambany

Tohiny »
Ny andraikitry ny tsirairay amin’ny fanadiovana ny renivohitra

Ny andraikitry ny tsirairay amin’ny fanadiovana ny renivohitra

auteur may 30, 2014 Commentaires fermés

Tapitra izay ny roa volana napetraky ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo hanesorana tanteraka ny fako eto an-drenivohitra. Hampahatsiahivina fa ny fanalàna ny fako ao anatin’ny roa volana no vinan’asa voalohany napetraky ny Filohan’ny Delegasiona Manokana

Tohiny »
Fahadiovan’ny hani-masaka

Fahadiovan’ny hani-masaka

administrateur may 16, 2014 0

Tsy mody atoandro ny ankabeazan’ny olona noho ny halaviran’ny toeram-podiana; ny ora iasana koa tsy mamela azy ireny hody. Dia mitady vola amin’ny fanaovana hani-masaka sy sakafo atoandro ny maro an’isa eto andrenivohitra. Tena

Tohiny »
Fantaro ny momba ny Samva

Fantaro ny momba ny Samva

administrateur may 16, 2014 0

Ao anatin’ny roa volana no hanadiovana tanteraka ny fako eto Antananarivo raha ny fanamby napetraky ny Fiadidiana ny tanàna. Ny antokon–draharaha SAMVA (Service Autonome pour la Maintenance de la Ville d’Antananarivo) no mandroaka ny

Tohiny »
Ny fako eto Antananarivo renivohitra

Ny fako eto Antananarivo renivohitra

auteur aprily 16, 2014 Commentaires fermés

Ny tsara ho fantatra mikasika ireo sampan-draharaha miandraikitra manokana ny fitantanana ny fako eto Antananarivo renivohitra. - SAMVA( Service Autonome pour la Maintenance de la Ville d’Antananarivo) izay mpiandraikitra voalohany. Mampiasa fiarabe miisa 25

Tohiny »