Fahadiovana »

Fanadiovana sy fandaminana ny tsena

Fanadiovana sy fandaminana ny tsena

auteur janoary 5, 2015 Commentaires fermés

Noho ny fisian’ny gaboraraka sy ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ireo mpivarotra eto Antananarivo Renivohitra, dia nanapa-kevitra ny Kaominina  hanao ny fandaminana sy fanadiovana ny 05 janoary 2015.  Asa niarahana tamin’ireo sampan-draharaha misahana ny tsena; ka

Tohiny »
15 desambra 2014-15 janoary 2015: Iray volan’ny fanadiovana sy fahadiovana

15 desambra 2014-15 janoary 2015: Iray volan’ny fanadiovana sy fahadiovana

auteur desambra 16, 2014 Commentaires fermés

15 desambra ka hatramin’ny 15 janoary 2015, iray volan’ny fanadiovana sy fahadiovana eto Antananarivo Renivohitra. Izay indrindra no nahatonga ny commune urbaine d’Antananarivo hikarakara hetsika fanadiovana iarahana amin’ireo fokontany 192 eto Antananarivo. Tsy ny

Tohiny »
Fanadiovana faobe ny Tsena Isotry

Fanadiovana faobe ny Tsena Isotry

auteur desambra 11, 2014 Commentaires fermés

Nitohy tao amin’ny tsena kominalin’Isotry indray ny fanadiovana nataon’ny kaominina omaly tolakandro. Ny fanadiovana anatiny sy ivelany no natao indrindra ny tao amin’ny trano ben’ ny « gargotte » satria ao no tena maloto

Tohiny »
Fanadiovana faobe ny Tsenan’Anosibe

Fanadiovana faobe ny Tsenan’Anosibe

auteur desambra 10, 2014 Commentaires fermés

Maro ireo mpivarotra eto amin’ny tsenan’Anosibe ary ny ankamaroan’izy ireo dia mpihavy sy mpila ravinahitra ety an-drenivohitra avokoa. Araka ny nambaran’i lehiben’ny tsena dia: “mirefy eo amin’ny 33 000 metatra tora-droa eo ho eo

Tohiny »
Fanadiovana faobe ny tsena

Fanadiovana faobe ny tsena

auteur desambra 3, 2014 Commentaires fermés

Ao anatin’ny fotoam-pahavaratra tanteraka isika izao, ary ao anatin’ny fitobahan’ny tsenam-boankazo isan-karazany, izay hita fa maha-betsaka ny loto sy fako eto amin’ny tsenan’an-drenivohitra. Hanatanteraka  fanadiovana faobe ireo tsena kaominaly ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo renivohitra, 

Tohiny »
Fanadiovana : Tsena Mahazo Ankadindramamy

Fanadiovana : Tsena Mahazo Ankadindramamy

auteur novambra 4, 2014 Commentaires fermés

Ny kaominina Antananarivo dia miroso hatrany  amin’ny ezaka fandrindrana  ny Tanana, isan’izany  ny tsena izay eo ambanin’ny fiadidiany eto an-drenivohitra, miezaka mitady vahaolana ho an’ireo fitohanan’ny fiara hitsijovana ny be sy ny maro. Ny

Tohiny »
Fanadiovana ny Esplanade  Analakely, Tsena Andravohangy, Mahamasina

Fanadiovana ny Esplanade Analakely, Tsena Andravohangy, Mahamasina

auteur octobra 27, 2014 Commentaires fermés

Mba hiadiana amin’ny fitohanan’ny fiara, dia tsy maintsy halebiazina ny toby fiantsonana eto Antananarivo ary halalahana ny arabe sy ny lalan’ny mpandeha an-tongotra ,indrindra ny fisarihana ireo mpivarotra mba ho ara-dalàna. Voakasik’izany ny teo

Tohiny »
Fanadiovana faobe ny tsena Anosizato atsinanana

Fanadiovana faobe ny tsena Anosizato atsinanana

auteur octobra 21, 2014 Commentaires fermés

Ny alatsinainy 20 octobra 2014 lasa teo no nanatanterahana ny fanadiovana faobe teny amin’ny tsena  Anosizato Atsinanana. Nanomboka tamin’ ny 07 ora maraina izany ary tsy nifarana raha tsy  ny atoandro nohon’ ny fahasarotan’

Tohiny »
Tsena Analakely : Fanadiovana faobe

Tsena Analakely : Fanadiovana faobe

auteur septambra 18, 2014 Commentaires fermés

Vaindohan-draharahan’ny Tanànan’Antananarivo hatrany ny mikatsaka  izay mahasoa ny mponina amin’ny alalan’ny  fanadiovana ny tanàna sy ny  fametrahana ny lamina. Arak’izany dia nanatanteraka fanadiovana faobe ny tsenan’Analakely ny alahady 14 septambra 2014 teo,izay notontosain’ny departementa

Tohiny »
Atrikasa fiaraha-midinika ny fizotry ny tetikasa fifehezana ny rano fidiovana sy fanadiovana

Atrikasa fiaraha-midinika ny fizotry ny tetikasa fifehezana ny rano fidiovana sy fanadiovana

auteur septambra 12, 2014 Commentaires fermés

Tao aorian’ny fihaonana teny amin’ny CNEAGR Nanisana izay niresahana manokana ny RF2, dia nanantanteraka atrikasa indray ny Care, ny Wsup ary tompon’andraikitra avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo nahitana ny solontena avy amin’ireo distrika, ny

Tohiny »