Fahadiovana »

Ankazomanga

Ankazomanga

auteur desambra 28, 2017 Commentaires fermés

Fanadiovana Mitohy hatrany ny fanadiovana ny lakandrano isantsokajiny eto anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Raha namonjy Fotoam-pivavahana maraina tetsy amin’ny FJKM Ankazomanga ny Ben’ny Tananan’Iarivo Lalao Ravalomanana sy ny Mpanolontsaina manokana Marc Ravalomanana ny Alahady

Tohiny »
Boriboritany voalohany: Andohotapenaka III

Boriboritany voalohany: Andohotapenaka III

auteur desambra 21, 2017 Commentaires fermés

Fiatrehana ny fahavaratra Anisan’nyfaritra iva sy mora tondraka rehefa fotoam-pahavaratra ny eny amin’ny fokontany Andohotapenaka III. NyAlatsinainy 18 Desambra 2017 dia nanao fidinana teny an-toerana ny ekipaTeknika ny Boriboritany Voalohany, ny RF2 (RafitraFidiovanasyFanadiovana) ary

Tohiny »
Fandiovana ny lakan-dranon’Andriantany Ankadimbahoaka

Fandiovana ny lakan-dranon’Andriantany Ankadimbahoaka

auteur desambra 7, 2017 Commentaires fermés

Nitohy androany ny asa fanadiovana ny lakan-dranon’Andriantany, na ny fefiloha eny Ankadimbahoaka. Tsy vitan’ny nanala ireo fako sy fotaka tany anaty lakan-drano tatatra fa nanala ireo bozaka sy nanarina ny sisiny manodidina ihany koa.

Tohiny »
CUA: Fanadiovana sy fikaohana fako sy fotaka goavana

CUA: Fanadiovana sy fikaohana fako sy fotaka goavana

auteur desambra 7, 2017 Commentaires fermés

Nanao fidinana ifotony tetsy Ankadimbahoaka  teo amin’ny lakandranon’ Andriantany androany ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky, teo koa ny mpanolotsaina manokana Marc Ravalomanana, sy ireo solombavambahoaka avy ao amin’ny boriboritany

Tohiny »
Boriboritany Voalohany : Manarintsoa Anatihazo

Boriboritany Voalohany : Manarintsoa Anatihazo

auteur desambra 7, 2017 Commentaires fermés

Niaraka nanadio ireo lakan-drano ny kaominina, ny RF2  ary ireo association izay mpitantana fotodrafitr’asa Mafy ny asa fanadiovana ireo lakan-drano madinika tao amin’ny Fokontany Manarintsoa Anatihazo ny Alatsinainy 4 Desambra 2017. Raha araka ny

Tohiny »
Boriboritany faha-6 : Hetsika fanadiovana

Boriboritany faha-6 : Hetsika fanadiovana

auteur novambra 30, 2017 Commentaires fermés

Fokontany telo avy eo anivon’ny Boriboritany faha-6 no indray nanaovana fanadiovana faobe ny Talata 28 Novambra 2017 dia ny Fokontany Antanety Atsimo, Ambohimandroso ary Antodiana. Asa maro no notontosaina teny an-toerana toy ny : fanadiovana

Tohiny »
Boriboritany voalohany : 3G Hangar Antohomadinika

Boriboritany voalohany : 3G Hangar Antohomadinika

auteur novambra 29, 2017 Commentaires fermés

Fiatrehana ny fotoam-pahavaratra Tafiditra tanteraka ao anaty asa fiatrehana ny fahavaratra ny Kaominina Antananarivo  Renivohitra amin’izao fotoana izao. Ny Talata 28 Novambra 2017 dia ny fokontany 3 G Hangar Antohomadinika no nanombohan’ny ekipan’ny Boriboritany

Tohiny »
Boriboritany Fahadimy

Boriboritany Fahadimy

auteur novambra 27, 2017 Commentaires fermés

Hetsika fanadiovana ny tanana   Nanatanteraka fanadiovana niainga teo Amboditsiry hatrany Ambodivona (arrêt bus 25) ny avy eo anivon’ny Boriboritany fahadimy ny 24 Novambra 2017. Nodiovina avokoa ny arabe ary notapahina ireo lobolobo ary

Tohiny »
Fanadiovana canal C3 teny amin’ny fokontany Ivolaniray

Fanadiovana canal C3 teny amin’ny fokontany Ivolaniray

auteur novambra 15, 2017 Commentaires fermés

Nidina ifotony ny ekipa mandrafitra ny departemanta ara-teknika sy ny fikambanana teo anivon’ny Boriboritany faha efatra omaly 14 novembra lasa teo, nanadio ny « canal C3 » teny amin’ny fokontany Ivolaniray. Natao nandritra izany

Tohiny »
Fanalana 4-mi

Fanalana 4-mi

auteur novambra 15, 2017 Commentaires fermés

Sampan-draharaha misahana ny asa sosialy (cua) Anisan’ny mpandoto sy mpanakorontana ary miteraka tsy fahandriampahalemana eny anivon’ny fiaraha-monina ny fisian’ireo 4-mi izay mitoby etsy sy eroa. Nahavoaray fitarainana avy amin’ny Fokontany Ankadifotsy, Ambodifilao, Analakely… araka

Tohiny »