Fahadiovana »

Fanadiovana  faobe ny tsenan’ ny Mahamasina sy ny tsenan’ny Namontana

Fanadiovana faobe ny tsenan’ ny Mahamasina sy ny tsenan’ny Namontana

auteur octobra 12, 2017 Commentaires fermés

  Notanterahana nyalarobia 11 oktobra 2017 teo ny famendrahana ranom-panafody ny tsenan’ny  mahamasina sy Namontana izay notontosain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Izany hetsika izany dia niarahana tamin’ireo lehiben’ny tsena teny anivon’ny boriboritany. Marihana fa nakatona

Tohiny »
Nanao fanadiovana faobe tao amin’ny tsenan’Anosibe

Nanao fanadiovana faobe tao amin’ny tsenan’Anosibe

auteur octobra 10, 2017 Commentaires fermés

Nisy ny fanadiovana faobe nataon’ny kaominina Antananarivo (CUA) renivohitra  tao amin’ny tsenan’Anosibe izay tsena lehibe eto Antananarivo renivohitra hifaneraseran’ny mponina manerana an’I Madagasikara. Niara-nisalahy tamin’izany ny CUA  tamin’ny alalan’ny boriborintany fahaefatra , ny BMH

Tohiny »
Fanadiovana faobe Isotry sy ny manodidina

Fanadiovana faobe Isotry sy ny manodidina

auteur octobra 9, 2017 Commentaires fermés

Nanao fanadiovana faobe tetsy Isotry sy ny manodidina ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Vehivavy Dorkasin’ ny FJKM niaraka amin’ ireo vehivavy izay efa nitoriana filazantsara teny Isotry  izay notarihan’ny Pastera TRIMOZAFY Dinah .Nanomboka

Tohiny »
Antananarivo renivohitra – Boriboritany voalohany

Antananarivo renivohitra – Boriboritany voalohany

auteur octobra 6, 2017 Commentaires fermés

fanadiovana ireo tsena Efa asa fanaon’ny Kaominina isan’andro ny fanadiovana ny tanàna sy ny manodidina azy, nihamafy kosa anefa izany amin’izao fotoana izao noho ny firongatry ny valan’aretina Pesta. Ny Alakamisy 5 Oktobra dia

Tohiny »
Esplanade Analakely: Hetsika  fanadiovana

Esplanade Analakely: Hetsika fanadiovana

auteur octobra 4, 2017 Commentaires fermés

Anisan’ny toerana feno olona mifamezivezy eo amin’ny Esplanade Analakely ka izay indrindra no nanamafisana ny hetsika fanadiovana teo amin’ity toerana ity ny marainan’ny Talata faha 03 ny volana Oktobra 2017.Tonga nanampy ireo ekipa mpanadio

Tohiny »
Boriboritany voalohany: Fanadiovana faobe

Boriboritany voalohany: Fanadiovana faobe

auteur octobra 2, 2017 Commentaires fermés

Mihamafy hatrany ny ezaka fanadiovana ny tanàna eto anivon’ny fari-piadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra indrindra fa ny fanadiovana ny isam-pokontany. Raha araka ny nambaran’ny Lefitra voalohany eo anivon’ny Boriboritany Faharoa dia : « efa fanaon’ny Kaominina ny

Tohiny »
Désinfection gare routière Ampasampito

Désinfection gare routière Ampasampito

auteur octobra 2, 2017 Commentaires fermés

Manoloana ny fiparitahan’ny  pesta sy ny valan’aretina maro samihafa eto andrenivohitra ankehitriny. Dia nanatanteraka fandrarahana fanafody mamono mikraoba ny avy eo anivon’ny Gare Routière Ampasampito ny 02 Oktobra 2017. Efa fanaon’ireo mpitantanana ity toeram-piantsonana

Tohiny »
Boriboritany voalohany: Fanadiovana faobe

Boriboritany voalohany: Fanadiovana faobe

auteur septambra 13, 2017 Commentaires fermés

Niroso tamin’ny fanadiovana faobe ny faritra Analakely sy ny manodidina ny avy ao amin’ny Boriboritany Voalohany ny marainan’ny Talata faha 13 ny volana Septambra 2017 .Sampan-draharaha maromaro avy eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra no

Tohiny »
Fanadiovana faobe nataon’ny boriboritany faha-3

Fanadiovana faobe nataon’ny boriboritany faha-3

auteur septambra 12, 2017 Commentaires fermés

Tsy mitsahatra manatsara sy manasoa ny tanàna ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo. Nanantontosa fanadiovana faobe ny avy ao amin’ny boriborintany fahatelo ny talata faha-12 septambra, teny amin’ny faritra Ampasampito sy Avaradoha. Ny hetsika natao tamin’izany

Tohiny »
Assainissement Anosy sy ny manodidina

Assainissement Anosy sy ny manodidina

auteur aogositra 31, 2017 Commentaires fermés

Ny Alakamisy 31 Aogositra 2017 dia nanao fanadiovana goavana teny amin’ny faritra Anosy sy ny manodidina ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, fanadiovana izay notarihan’ny Chef de Corps ny Polisy Monisipaly, ireo Polisin’ny tsena ary ireo

Tohiny »