Fampandrosoana-Mahajanga- Antananarivo

auteur 29 septambra 2017 Commentaires fermés

Mifanakalo traikefa ny mpanolotsainan’ny tanànan’Antananarivo sy ny tanànan’i Mahajanga. Mitsidika ny kaominina an-drenivohitra Mahajanga amin’izao fotoana ny avy amin’ny Filan-kevitry ny tanànan’Antananarivo tarihan’ny filohany ny kolonely Faustin Andriambahoaka . Manazava ny ben’ny tanànan’i Mahajanga Mokhtar Salim Andriantomanga sy ny filohan’ny filan-kevitry ny CUA, kolonely Faustin Andriambahoaka.