Fanadiovana Boriboritany faha-3 (CUA) sy UDITEC

administrateur 24 septambra 2018 Commentaires fermés
Fanadiovana Boriboritany faha-3 (CUA) sy UDITEC

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanadiovana ny 15 sept teo dia misy ny fiaraha-mientana nanadio nataon’ny boriborintany faha3 Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny orinasa UDITEC (cosmos sy Umatec), izay ao anatin’ ny groupe JCI Jeune Chambre International, notontosaina tetsy Ankorondrano sy ny manodidina. Nifampizaran’ ny ekipa 6 ny fanadiovana, izay nahitana olona zato mahery.