Fankalazana ny Fetin’ny Fahaleovantena

auteur 28 jona 2017 Commentaires fermés
Fankalazana ny Fetin’ny Fahaleovantena

Toy ny fanao isan-taona mandritra ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena dia nisy ny matso nokarakarain’ny foloalindahy malagasy tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina.

Tonga nanome voninahitra izany ny Ben’ny tanàna Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana.

CUA

CUA

CUA