Fivoriana PCO(Poste de Coordination Operationel)

auteur 8 septambra 2017 Commentaires fermés
Fivoriana PCO(Poste de Coordination Operationel)

Notanterahana androany  ny fivorina  nataon’ny antsoina hoe  Poste de Coordination Operationel  izay miandraikitra ny Loza  voajanahary  izay eto anivon’ny Commune Antananarivo renivohitra . Ny fahamerenana izay zavatra efa hay sy nianarana  ka nilana fameranana ho  entina hanatsarana ny fiomanana amin’ny  fihatrehana ireo loza voajanahary  2017-2018  no lahadinika tamin’izany . Toy izao indrindra ny fanazavana ho entin’ny Kolonely  ANDRIANAIVO  Jaona  lehibean’ny  hoe  Poste de Coordination Operationel gestion de Risque et catastrophe  eto Antananarivo renivohitra

CUA