Hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny famakiana boky

auteur 20 aprily 2017 Commentaires fermés

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny famakiana boky dia anao hetsika « journée porte ouverte » rahapitso 21 Aprily 2017  ny kaominina Antananarivo Renivohitra izay tontosaina tetsy amin’ny « bibliothèque Municipale » Analakely.

Izany dia misokatra amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 4 ora hariva ; ka hanasana ny mpianatra rehetra sy ny olona rehetra tsy ankanavaka. Ary ho hita eo dahalo ny karazana boky maro samihafa indrindra ireo mirakitra ny tantara taloha.