Fotodrafitrasa »

AMBODIVONA : Fanamboarana làlana

AMBODIVONA : Fanamboarana làlana

auteur aprily 11, 2017 Commentaires fermés

Notohizana androany ny fanamboarana ny lalana manakaiky ny tobi-tsolika TOTAL teny Ambodivona mihazo ny  CSBII Andravoahangy. Tsipaipaika avy amin’ny mponina sy mpivarotra ary tsara sitrapo teny an-toerana no nahavitàna izao foto-drafitr’asa izao. Làlana izay

Tohiny »
Fitsidihana ny Boriborintany faha 4 nataon’ny ben’ny tanàna

Fitsidihana ny Boriborintany faha 4 nataon’ny ben’ny tanàna

auteur febroary 17, 2017 Commentaires fermés

Nitohy  ny fitsidihan’ny  Ben’ny Tanàna  Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa  aminy    ny boriborintany  faha  4. Fokontany maromaro no notsidihana nandritra  izany : Anosibe  Angarangarana, Mandrangobato II, Anosizato atsinanana, Andavamamba  Ambilanibe, Ambohibarikely. Nifanerasera mivantana tamin’ireo

Tohiny »
Fanoloran’ny FMF ny CUA ny bozak’i Mahamasina

Fanoloran’ny FMF ny CUA ny bozak’i Mahamasina

auteur febroary 15, 2017 Commentaires fermés

Natolotry ny Federasiona Malagasy ny baolina kitra, ny Kaominina Antananarivo Renivohitra na ny CUA omaly, ny fahavitan’ny fambolena sy fanarenana ary ny fanamboarana ny bozaka amin’ny kianjaben’i Mahamasina. Ny Federasiona Malagasy ny baolina kitra

Tohiny »
Fidinana Boriboritany Faha Efatra

Fidinana Boriboritany Faha Efatra

auteur febroary 14, 2017 Commentaires fermés

Nihaona nivantana sy nijery ny olana  teny amin’ny Boriboritany faha efatra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra androany 14 febroary 2017   notarihan’ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana sy ny Ekipany niampy ireo Solombavambahoaka Rasimanana  Paulbert (Rossy) sy

Tohiny »
Fanavaozana ny CSB II ANDRAVOAHANGY

Fanavaozana ny CSB II ANDRAVOAHANGY

auteur febroary 8, 2017 Commentaires fermés

Marihana  fa iantohan’ny  Kaominina avokoa ireo fitaovana rehetra ilaina amin’ny fanamboarana toy ny loko sy ny kojakoja hafa ary hisy ny fialana hetaheta miaraka amin’ireo ray aman-dreny izay nanampy aorian’ny fahavitan’ny asa. Tompon’andraikitra avy

Tohiny »
Fidinana ifotony nataon’ny ben’ny tanànan’Antananarivo, fijerena ny olana misy eny amin’ny boriboritany faharoa

Fidinana ifotony nataon’ny ben’ny tanànan’Antananarivo, fijerena ny olana misy eny amin’ny boriboritany faharoa

auteur febroary 2, 2017 Commentaires fermés

Ny Alakamisy faha 02 ny volana febroary taona 2017 dia tonga teny amin’ny boriborintany faharoa Ramatoa Lalao RAVALOMANANA, Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, narahin’ireo mpiara-miasa aminy akaiky nampian’ny Solombavambahoaka sy ny Delegen’ny Boriboritany faharoa sy ny

Tohiny »
Fanandramana CAISSE ENREGISTREUSE

Fanandramana CAISSE ENREGISTREUSE

auteur febroary 1, 2017 Commentaires fermés

Nanomboka androany maraina tetsy amin’ny Boriboritany Voalohany, ny fanandramana ny antsoina hoe CAISSE ENREGISTREUSE, eo amin’ny fandoavana vola. Niarahana tamin’ny teknisiana avy ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana na ny trésor public izany. Raha mahomby ny fampiasana

Tohiny »
Fidinan’ny ben’ny tanàna tetsy Betongolo sy Avaradoha

Fidinan’ny ben’ny tanàna tetsy Betongolo sy Avaradoha

auteur janoary 26, 2017 Commentaires fermés

Nifanaiky  hiaraka hiasa hanadio sy hanentana ny vahoaka ny kaominina Antananarivo sy ny Sefo- pokontany tetsy Betongolo hanao ny fanadiovana ny fokontany ; ary nakasitraka ny fiarahamiasa ny Sefo-pokotany. Tonga nanaramaso ny fandehan’ny tetikasa

Tohiny »
Communiqué : Vaovao avy amin’ny CUA

Communiqué : Vaovao avy amin’ny CUA

auteur janoary 17, 2017 Commentaires fermés

Ben’ny Tanànan’Antananarivo. Nanatrika io fivoriana io ny avy amin’ny tsena Ambohimanarina, Andrianjaka, Andravoahangy, Petite Vitesse, Ambodin’Isotry, Anosibe, Coum 67 Hectares  ary Namontana. Tao ihany koa ny Tompon’andraikitra ao amin’ny Trésor Municipal sy ny Régisseur

Tohiny »
Fangalarana bara vy teny Marais Masay

Fangalarana bara vy teny Marais Masay

auteur janoary 13, 2017 Commentaires fermés

Nidina ifotony teny Marais Masay nanara- maso ireo bara-vy  ny sampan-draharaha misahana ny ara- teknika avy eo anivon’ny Boriboritany fahadimy ny 09 Janoary 2017. Maro ireo fitarainana voaray ka izay no anton’ny fidinana tampoka

Tohiny »