Kolontsaina »

Hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny famakiana boky

Hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny famakiana boky

auteur aprily 20, 2017 Commentaires fermés

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny famakiana boky dia anao hetsika « journée porte ouverte » rahapitso 21 Aprily 2017  ny kaominina Antananarivo Renivohitra izay tontosaina tetsy amin’ny « bibliothèque Municipale » Analakely.

Tohiny »
Boriborintany Fahatelo : Fankalazana ny faha 30 taona

Boriborintany Fahatelo : Fankalazana ny faha 30 taona

auteur aprily 11, 2017 Commentaires fermés

Ny faran’ny herinandro teo dia nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alalan’ny lalao ara-panatanjahatena teny amin’ny kolejy  ESCA Antanimena ny fankalazana ny faha-telopolo taona ny boriborintany fahatelo  Antaninandro.Fiangonana, orinasa ary fikambanana  maro teo anivon’ny boriborintany

Tohiny »
30 taonan’ny Boriborintany faha- 3: Fikambanana  sy orinasa  ary fiangonana 22 no nanohina ny antso

30 taonan’ny Boriborintany faha- 3: Fikambanana sy orinasa ary fiangonana 22 no nanohina ny antso

auteur aprily 7, 2017 Commentaires fermés

Ho fankalazàna  ny faha- 30 taonan’ ny Boriborintany faha-3 eto Antananarivo Renivohitra  dia hisy ny hetsika  ara-panatanjahantena hatao   hiarahana amin’ireo orin’asa   ao  amin’ny boriborintany  sy ny fokontany   toy ny lalao  baolina kitra, volley-ball, basket-ball 

Tohiny »
CUA mpamonjy voina sy Thierry KOUGAR

CUA mpamonjy voina sy Thierry KOUGAR

auteur martsa 28, 2017 Commentaires fermés

Namoaka Rindrantsary na Clip ny Mpamonjy voinan’ny Tanàn’Antananarivo Renivohitra, miavaka izy io satria ahitana fihetsika mirindra sy mahaliana izay mitondra ny lohateny hoe: “Tonga amin’ny tanjona iriana”.  Notanterahana  tetsy amin’ny IFT Analakely ny fampafantarana

Tohiny »
Diaben’ny meteo

Diaben’ny meteo

auteur martsa 27, 2017 Commentaires fermés

Nofaranana ny Asabotsy 25 Martsa lasa teo ilay Fankalazana ny andromaneran-tany ny meteorolojika 2017 sy ny famaranana ny fankalazana ny faha 115 taonan’ny Méteorolojika eto Madagasikara. Efa nanomboka ny 20 -21 -22-24 Martsa teo

Tohiny »
Fifanitsanana baolina kitra: Uscafoot sy ny Mi 20 FC

Fifanitsanana baolina kitra: Uscafoot sy ny Mi 20 FC

auteur martsa 3, 2017 Commentaires fermés

Nivoaka tao anatin’ny hafaliana tanteraka ny Ekipan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny  USCA FOOT (UNION  SPORTIVE de la COMMUNE Urbaine D’Antananarivo ) androany maraina  03 martsa 2017 tamin’ny fifanitsanana fiadiana ny tompon-dakan’ny “ligin’ Analamanaga” baolina

Tohiny »
Fihaonan’ny TAM (Tanora Anosibe Milalao: rugby sy box) sy ny Ben’ny Tanàna

Fihaonan’ny TAM (Tanora Anosibe Milalao: rugby sy box) sy ny Ben’ny Tanàna

auteur martsa 3, 2017 Commentaires fermés

Nisy ny fitsidihana nataon’ny TAM teo amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana androany maraina 02 Martsa 2017 tao amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely. Nivoitra tao anatin’ny fihaonana ny fiaraha-miasa miaraka eo amin’ny roa tonta, ary nodinihana

Tohiny »
Fankalazana ny andron’ny Vehivavy: Fifaninanana mihira

Fankalazana ny andron’ny Vehivavy: Fifaninanana mihira

auteur febroary 13, 2017 Commentaires fermés

Enregistrer Enregistrer

Tohiny »
Fitokanana ny kianja Maitsoririnina

Fitokanana ny kianja Maitsoririnina

auteur janoary 31, 2017 Commentaires fermés

Tontosa ny Sabotsy  faha  28 Janoary  lasa  teo  ny  fitokanana  ny  toeram-pialam-boly antsoina hoe « Maitsoririnina » tetsy Ankadifotsy  Ankaditapaka. Tsy tanteraka izany raha tsy nisy ny  fiaraha-miasa  teo  amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy 

Tohiny »
Fidinanan’ny ben’ny tanana tetsy amin’ny tanin-jana-kazo

Fidinanan’ny ben’ny tanana tetsy amin’ny tanin-jana-kazo

auteur janoary 19, 2017 Commentaires fermés

Nijery ny voly voninkazo sy legioma an’ny Kaominina Antananarivo tetsy amin’ny tanin-jana-kazo etsy Antanimena ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana androany maraina niaraka ny ekipan’ny Kaominina. Nanentana ny mpikarakara zaridaina voninkazo  izy mba hanadio hanala

Tohiny »