LITTLE GARDEN andiany faharoa

auteur 6 novambra 2017 Commentaires fermés
LITTLE GARDEN andiany faharoa

Nitsidika sy nankafy ny varotra fampisehoana notanterahana teto amin’ny lapan’ny tanàna Analakely ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana, maro ireo zavaboary nahavariana azy tamin’izany ary namporisika ireo mpikarakara sy matihanina amin’io sehatra io ny tenany satria fampiroborobo ny fizaha-tany sy tontolo iainana izao hetsika izao.

CUA

CUA