Kaominina »

Boriboritany fahadimy

Boriboritany fahadimy

auteur octobra 12, 2017 Commentaires fermés

Fizarana aron’akanjo ho an’ ny mpamafa lalana Nozaraina aron’kanjo sy tapim- bava (cache bouche) ireo mpamafa lalana eo anivon’ny Boriboritany fahadimy ny 11 Oktobra 2017. Nitarika izany ny Lehiben’ny Boriboritany Atoa RAKOTO Emmanuel Richard

Tohiny »
FANOMEZANA MARIM-PAKASITRAHANA KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

FANOMEZANA MARIM-PAKASITRAHANA KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

auteur septambra 25, 2017 Commentaires fermés

Tonga nanotrona sy nanome fankasitrahana an’ireo mpiasan’ny  Kaominina Antananarivo izay nandray anjara tamin’ny fifaninana Baolina Basket  sy ireo vehivavy nanao fifaninanana  Feo manga tamin’ny 8 martsa 2017 andiany voalohany ny  Ben’ny Tanana Lalao RAVALOMANANA

Tohiny »
Fiaraha-miasa ny CUA sy ny Lions club

Fiaraha-miasa ny CUA sy ny Lions club

auteur septambra 18, 2017 Commentaires fermés

Nitsidika tamin’ny fomba am-panajana ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra , izay nosoloan-tenan’ny Lefitra voalohany ny fiadidiana ny tanana,  Col Ramboasalama Emilien sy ny talen’ny  Kabinetra Jean Claude Rabarijaona androany tolakandro Alatsinainy faha 18 ny volana

Tohiny »
Point de presse 1er adjoint au maire d’Antananarivo renivohittra,  Col Ramboasalama Emilien

Point de presse 1er adjoint au maire d’Antananarivo renivohittra, Col Ramboasalama Emilien

auteur septambra 13, 2017 Commentaires fermés

Manoloana ny fandavan’ny fikambanan’ny mpitatitra fiara karetsaka  ny fanapahan-kevitry ny  filan-kevitry ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mahakasika ny contre visite iantsorohan’ny OMAVET dia manamafy ny fiadidian’ny Tanàna Antananarivo Renivohitra mba tsy hampiroharoha saina ny rehetra

Tohiny »
Sekretera mpanatanteraky ny AVCOI sy ny CUA

Sekretera mpanatanteraky ny AVCOI sy ny CUA

auteur septambra 7, 2017 Commentaires fermés

Malagasy no voatendry ho sekretera mpanatanteraky ny AVCOI na ny Fivondronan’ireo tanànan-dehibe sy Kaominina aty amin’ny faritry ny Ranomasimbe Indiana dia ramatoa Lalaina Razafindrazaka. Nahazo tsodrano avy amin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tamin’ny alalan’ny

Tohiny »
Point de presse  ny filoha lefitra voalohan’ny  ben’ny tanàna Antananarivo renivohitra Colonel Ramboasalama Emilien

Point de presse ny filoha lefitra voalohan’ny ben’ny tanàna Antananarivo renivohitra Colonel Ramboasalama Emilien

auteur septambra 5, 2017 Commentaires fermés

-Nodimandry vokatry ny herisetra nihatra taminy ny mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ,omaly , tokony tamin’ny 09 ora maraina ,teo am-panatanterahana  ny asany ,fanadiovana ny tanàna , teo akaikin’ny Masoivoho vahiny tetsy Antanimena.Fantatra araka ny fanadihadiana

Tohiny »
Hain-trano teny Mahavoky tokantrano 70 no indray tra-boina

Hain-trano teny Mahavoky tokantrano 70 no indray tra-boina

auteur septambra 1, 2017 Commentaires fermés

Nisehoana tranga na hain-trano mahatsiravona teny amin’ny fokontany Mahavoky, Boriboritany Fahatelo, ny Alakamisy 31 Aogositra 2017 tokony ho tamin’ny 7 ora hariva. Trano hazo miisa 40 sy trano biriky 4 no indray may nandritra

Tohiny »
Famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny filankevitra monisipalin’ ny kaominina Antananarivo renivohitra

Famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny filankevitra monisipalin’ ny kaominina Antananarivo renivohitra

auteur aogositra 31, 2017 Commentaires fermés

Nifarana ny Alakamisy 31 Aogositra 2017 ny  lahadinika  nataon’ny Filankevitra Monisipalin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nandritra ny 3 andro misesy tetsy amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely . Tapaka tamin’izany  fa hisy  ny fiarahamiasa eo amin’ny OMAVET

Tohiny »
Fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny filan-kevitra monisipalin’ ny kaominina Antananarivo renivohitra

Fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny filan-kevitra monisipalin’ ny kaominina Antananarivo renivohitra

auteur aogositra 30, 2017 Commentaires fermés

Nanatanteraka  fivoriana tsy ara-potoana ny Filan-kevitra Monisipalin’ ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nyTalata 29 Aogositra 2017 izay notanterahana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ,haharitra 3 andro ny fivoriana  ,marihana fa nanatrika  izany fivoriana izany ny

Tohiny »
bureau municipal d’hygiene fizaham-pahasalamana maimaim-poana

bureau municipal d’hygiene fizaham-pahasalamana maimaim-poana

auteur aogositra 28, 2017 Commentaires fermés

Hotanterahina eny anivon’ny BMH Isotry ny Talata 29 sy ny Alarobia 30 Aogositra 2017 ny famaranana ny herinandron’ny fahasalaman’ny nify sy ny ativava ary ny « Journée Municipale de la santé » na ny Andron’ny fahasalamana

Tohiny »