Tsena »

Ambodifilao: Fanesorana ireo mpivarotra tsy manara-dalana

Ambodifilao: Fanesorana ireo mpivarotra tsy manara-dalana

auteur febroary 13, 2017 Commentaires fermés

Mitohy hatrany ny fanalàna ny mpivarotra tsy manara-dalàna eto anivon’ny fari-piadidian’Antananarivo Renivohitra. Ny andron’ny Alatsinainy faha 13 Febroary 2017 dia ireo mpivarotra manamorona ny arabe an’Ambodifilao indray no nesorina tsy hivarotra eo intsony. Talohan’izao

Tohiny »
Fampidirana ireo mpivarotra : Ambany tetezana Behoririka

Fampidirana ireo mpivarotra : Ambany tetezana Behoririka

auteur febroary 2, 2017 Commentaires fermés

Androany 02 Janoary 2017 no natolotry ny Délégué ny Boriborin-tany fahatelo,izay misolotena ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana ny toerana ho an’ireo mpivarotra amoron-dalana nanomboka teo amin’ny “Station SHELL” hatrany  ambany tetezan’i Behoririka; ka nampidirina

Tohiny »
Vahaolana omena ny mpivarotra amoron –dàlana Behoririka

Vahaolana omena ny mpivarotra amoron –dàlana Behoririka

auteur febroary 1, 2017 Commentaires fermés

Nidina namaha olana ny mpivarotra amoron-dalana tetsy Behoririka ny teknisian’ ny  kaominina Antananarivo Renivohitra androany maraina 01 febroary 2017. Nitarika izany ny Sekretera jeneraly  Andriamatoa Heriniaina Razafimahefa sy ny delegen’ny Boriboritany faha telo Andriamamonjisoa

Tohiny »
Fidinana nataon’ny ben’ny tanàna tetsy amin’ny boriboritany fahatelo

Fidinana nataon’ny ben’ny tanàna tetsy amin’ny boriboritany fahatelo

auteur janoary 24, 2017 Commentaires fermés

Hiara-hisalahy amin’ny fandaminana ny tsena sy ny fiantsonan’ny fiarakodia ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ireo mpivarotra ara-dalàna, ireo mpivarotra amoron-dalana ary ireo sefo fokontany, amin’ny tsena etsy Behoririka Cinema Soa teo aloha, sy etsy amin’ny

Tohiny »
Fizaràna elo teny amin’ny tsenan’Analamahitsy

Fizaràna elo teny amin’ny tsenan’Analamahitsy

auteur janoary 16, 2017 Commentaires fermés

Elo 50 isa ho an’ireo mpivarotra teny amin’ny tsenan’Analamahitsy no nozarain’ny  Boriboritany fahadimy ny 10 Janoary 2017. Nosafidiana manokana ity tsena ity noho izy akaiky kokoa amin’ireo mpanjifa ary izy heverina ho tsena hatao

Tohiny »
Fifampiarahabana ny mpivarotra rehetra tao amin’ny boriboritany faha efatra ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

Fifampiarahabana ny mpivarotra rehetra tao amin’ny boriboritany faha efatra ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

auteur janoary 13, 2017 Commentaires fermés

Nanome toky amin’ny fanohanana ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana ary hanaja ny fitsipika momba ny tsena izay apetraky ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ireo mpivarotra rehetra ao amin’ny tsena kaominaly (Anosibe, Namontana, Anosizato, Soamanatombo, voninkazo)

Tohiny »
Behoririka: Fanokafana ny tranom-barotra ary fanalana ireo mpanofa trano

Behoririka: Fanokafana ny tranom-barotra ary fanalana ireo mpanofa trano

auteur janoary 3, 2017 Commentaires fermés

Taorian’ny fanakatonana ny «propriété FAHRI » teny Behoririka ny Alatsinainy faha 17 Oktobra 2016 ; tamin’ny alalan’ny ARRETE MUNICIPAL N°129 – CUA/CAB.16 ; dia niverina teny an-toerana indray ny  avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo

Tohiny »
Fanalana mpivarotra teny amin’ ny boriboritany fahadimy

Fanalana mpivarotra teny amin’ ny boriboritany fahadimy

auteur desambra 16, 2016 Commentaires fermés

Nanalàna ireo  mpivarotra teny Ivandry sy Alarobia ary Ampasampito ny ekipa teknika avy ao amin’ny Boriboritany fahadimy ato anatn’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra  ny 15 Desambra 2016. Efa nisy ny fanesorana azy ireo ny volana novambra

Tohiny »
BAZAR DE NOEL: Vème Arrondissement

BAZAR DE NOEL: Vème Arrondissement

auteur desambra 16, 2016 Commentaires fermés

Ny 15 ka hatramin’ny 31 Desambra 2016 ho avy izao eny amin’ny Parking Coliseum Antsonjombe ny  Tsenan’ny Noely  ho an’ny Boriboritany fahadimy. Manomboka ny faha 15 Desambra 2016 ny fisoratana anarana eny amin’ny Boriboritany

Tohiny »
Bazar de Noel

Bazar de Noel

auteur desambra 5, 2016 Commentaires fermés

Ny kaominina Antananarivo Renivohitra dia manasa antsika rehetra tsy ankanavaka eto amin’ny Boriboritany 6  izay eo ambany fiahian’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana, fa hisokatra  ny 21 desambra  hatramin’ny 30 Desambra 2016 izao ny « BAZAR

Tohiny »