Mpiara-miombon’antoka »

CUA-Etazonia

CUA-Etazonia

auteur aprily 26, 2017 Commentaires fermés

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny talata 25 aprily 2017 tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny faha 150 taonan’ny nanaovanan-tsonia ny fifanarahana Diplomatika voalohany teo amin’i Etazonia sy Madagasikara ; America Week » no iantsoana

Tohiny »
Lions Club International

Lions Club International

auteur aprily 19, 2017 Commentaires fermés

Notokanana ny datin’ny Alarobia 19 Aprily 2017 ny Tsangambaton’ny Lions Club International etsy Ampefiloha ; Manomboka izao koa dia hitondra ny anaran’ny Lions Club Internationale ny zaridaina eny antoerana ; Nomarihana tamin’ny fomba Ofisialy

Tohiny »
Orinasa VITAFOAM: Nanolotra Kidoro miisa 60 ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Orinasa VITAFOAM: Nanolotra Kidoro miisa 60 ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra

auteur aprily 14, 2017 Commentaires fermés

Nanolotra Kidoro toerana ho an’olona iray miisa 60 ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny Orinasa VITAFOAM androany maraina 14 aprily 2017 tetsy amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely. Fiarahamiasa 3p, eo amin’ny fanjakana sy ny tsy

Tohiny »
Fiaraha-miasa eo amin’ny vondrona Eropeana sy ny CUA

Fiaraha-miasa eo amin’ny vondrona Eropeana sy ny CUA

auteur aprily 7, 2017 Commentaires fermés

Nisy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Vondrona Eropeana sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ny fanampiana manokana  amin’ny fahazoana  « Acte de Naissance » eto amin’ny Boriborintany enina. Ny tanjona moa dia ny mba hananan’ireo

Tohiny »
Signature du Pacte alimentaire de Milan par la CUA

Signature du Pacte alimentaire de Milan par la CUA

auteur aprily 7, 2017 Commentaires fermés

Antananarivo est la première grande ville de l’Océan indien engagée dans le Pacte Alimentaire de Milan. Le  protocole a été signé ce matin par Madame le Maire de la Commune Urbaine d’Antananarivo, Lalao  Ravalomanana, 

Tohiny »
DIASPORA avy an’ny TOULOUSE sy PARIS nanome fanampiana ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

DIASPORA avy an’ny TOULOUSE sy PARIS nanome fanampiana ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

auteur aprily 3, 2017 Commentaires fermés

Nanome fanampiana ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny Solontenan’ny DIASPORA avy an’ny TOULOUSE sy PARIS, natolotra ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA izany androany 03 avril 2017 maraina tato amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely. Nambaran’ny Ben’ny

Tohiny »
Tatitry ny dian’ny ben’ny tanàna tany ivelany

Tatitry ny dian’ny ben’ny tanàna tany ivelany

auteur martsa 31, 2017 Commentaires fermés

Nanao tatitry ny diany tany ivelany ny zoma lasa teo, ny mpanolotsaina manokan’ny Ben’ny Tanàna Marc Ravalomanana. Paris, Bruxelles ary Copenhague no notsidihany ka nahazoany niresaka ny fampandrosoana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tany Danemark

Tohiny »
CUA sy Région Ile De France

CUA sy Région Ile De France

auteur martsa 28, 2017 Commentaires fermés

Tonga nitsidika ara-asa ny Ben’ny Tanànan’Antananana Lalao RAVALOMANANA sy ny mpiara miasa aminy, ny «  Directeur de la Coopération Internationale et Tourisme  de la Region Ile de France, Eric Fajole, tao amin’ny Lapan’ny Tanàna

Tohiny »
Fihaonana teo amin’ny CUA sy ny sefo-pokontany ary ny sefo distrika

Fihaonana teo amin’ny CUA sy ny sefo-pokontany ary ny sefo distrika

auteur martsa 20, 2017 Commentaires fermés

Nilamina sy nitovy ny tady tokanga teo amin’ny kaominina Antananarivo sy ny Sefo-pokontany arakan’ny fihaonana izay natao tato amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny 20 martsa 2017 androany maraina. Notarihin’ny Lefitra faharoa Andriamorasata Julien, Filohan’ny

Tohiny »
Fankalazana ny andro iraisam-pirenena miaraka amin’ny « Nation Unies » fikambanana Lion’s

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena miaraka amin’ny « Nation Unies » fikambanana Lion’s

auteur martsa 13, 2017 Commentaires fermés

Isan-taona  dia mankalaza ny andro Iraisam-pirenena amin’ny fiaraha- miasa miaraka amin’ny « Nation Unies » ny fikambanana Lions  ka ny 02 martsa no fanatanterahana izany.  Androany  Sabotsy 11 martsa 2017 no notontosaina tetsy amin’ny

Tohiny »