Mpiara-miombon’antoka »

Fihaonana teo amin’ny CUA sy ny sefo-pokontany ary ny sefo distrika

Fihaonana teo amin’ny CUA sy ny sefo-pokontany ary ny sefo distrika

auteur martsa 20, 2017 Commentaires fermés

Nilamina sy nitovy ny tady tokanga teo amin’ny kaominina Antananarivo sy ny Sefo-pokontany arakan’ny fihaonana izay natao tato amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny 20 martsa 2017 androany maraina. Notarihin’ny Lefitra faharoa Andriamorasata Julien, Filohan’ny

Tohiny »
Fankalazana ny andro iraisam-pirenena miaraka amin’ny « Nation Unies » fikambanana Lion’s

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena miaraka amin’ny « Nation Unies » fikambanana Lion’s

auteur martsa 13, 2017 Commentaires fermés

Isan-taona  dia mankalaza ny andro Iraisam-pirenena amin’ny fiaraha- miasa miaraka amin’ny « Nation Unies » ny fikambanana Lions  ka ny 02 martsa no fanatanterahana izany.  Androany  Sabotsy 11 martsa 2017 no notontosaina tetsy amin’ny

Tohiny »
ACEEM   –  Ben’ny Tanàna

ACEEM – Ben’ny Tanàna

auteur febroary 13, 2017 Commentaires fermés

ORIMBATO ; Izany no anarana nisaloran’ireo mpianatry ny Oniversite Vondrom-panabeazana Aceem navoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny Cci Ivato izay efa nahatratra anjatony . Maro ireo olona manankaja nanatrika ity fotoana ity  ka

Tohiny »
Mpivarotra Soarano-Behoririka

Mpivarotra Soarano-Behoririka

auteur febroary 6, 2017 Commentaires fermés

Noraisin’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy akaiky tao amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny Alatsinainy 06 Febroary 2017 tolakandro ireo mpivarotra amoron-dalana etsy Behoririka sy ny manodidina. Ny handaminana ireo mpivarotra

Tohiny »
JICA – Kaominina

JICA – Kaominina

auteur janoary 26, 2017 Commentaires fermés

Nampahafantarina omaly  tetsy amin’ny Carlton Madagascar ny momba ny Tetik’asa goavana antsoina hoe : Tatom iarahana amin’ny Fanjakana Japonais amin’ny alalan’ny JICA izay miteraka Fampandrosoana amin’ny lafiny maro. Ao anatin’ny 2 taona no hanaovana

Tohiny »
Fitsidihana toerana fanodinana diky nataon’ny CUA

Fitsidihana toerana fanodinana diky nataon’ny CUA

auteur janoary 19, 2017 Commentaires fermés

Nitohy ny fidinana ifotony  nataon’ny Ben’ny Tanànan’ Antananarivo,  Lalao Ravalomanana,  sy ny mpiara-miasa   taminy  androany tetsy Mandrangobato boriborintany faha  4, nijery ny foto-drafitrasa vaovao  fanodinana diky na tay  ho lasa  zezika sy BIOGAZ,  ao

Tohiny »
Dorkasy : Fjkm-Cua

Dorkasy : Fjkm-Cua

auteur janoary 12, 2017 Commentaires fermés

Tonga niarahaba ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana noho ny taona vaovao 2017 ny Dorkasy Foibe FJKFM. Nivoitra tamin’izany fa tsy afaka misaraka ny fitantanana sy ny Finoana.Matoa misy ny olona tsy manara-dalàna dia

Tohiny »
FIVORIAN’NY MPANOLOTSAINA MONISIPALY

FIVORIAN’NY MPANOLOTSAINA MONISIPALY

auteur janoary 2, 2017 Commentaires fermés

Nandroso sosonkevitra ny Filohan’ny Mpanolotsaina Monisipaly  Andriambahoaka  Faustin  momba ny fiarahamiasan’ny Tananàn’Antananarivo Renivohitra   sy ny Easy Park amin’ ny fitantanana ny Parking eto an-dRenivohitra  androany zoma 29 Desambra2016  niarahana  tamin’i  Rasolondrainibe Maminiaina Tale Jeneralin’ny 

Tohiny »
Ambasadaoron’i Japon nitsidika ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo

Ambasadaoron’i Japon nitsidika ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo

auteur desambra 21, 2016 Commentaires fermés

Nitsidika tamin’ny fomba fifanajana ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely androany tolakandro ny Masoivohon’i Japon monina sy miasa eto Madagasikara, Ichiro Ogasawara. Voaresaka tamin’izany araka ny nambaran’ity Ambasadaoro Japonais ity

Tohiny »
Fihaonana teo amin’ny Kaominina Antananarivo-renivohitra sy ny CGLU (Cite Et Gouvernement Locaux Unies)

Fihaonana teo amin’ny Kaominina Antananarivo-renivohitra sy ny CGLU (Cite Et Gouvernement Locaux Unies)

auteur desambra 14, 2016 Commentaires fermés

Ho tohin’ny fihaonana sy resaka natao tany  Bogota ny volana novambra teo dia nisy fihaonana  androany maraina izay notarihan’ny Ben’ny Tanàn’ Antananarivo  Lalao Ravalomanana sy ny Talen’ny ao amin’ny CGLU avy any Afrika misahana

Tohiny »