Mpiara-miombon’antoka »

DIASPORA avy an’ny TOULOUSE sy PARIS nanome fanampiana ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

DIASPORA avy an’ny TOULOUSE sy PARIS nanome fanampiana ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

auteur aprily 3, 2017 Commentaires fermés

Nanome fanampiana ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny Solontenan’ny DIASPORA avy an’ny TOULOUSE sy PARIS, natolotra ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA izany androany 03 avril 2017 maraina tato amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely. Nambaran’ny Ben’ny

Tohiny »
Tatitry ny dian’ny ben’ny tanàna tany ivelany

Tatitry ny dian’ny ben’ny tanàna tany ivelany

auteur martsa 31, 2017 Commentaires fermés

Nanao tatitry ny diany tany ivelany ny zoma lasa teo, ny mpanolotsaina manokan’ny Ben’ny Tanàna Marc Ravalomanana. Paris, Bruxelles ary Copenhague no notsidihany ka nahazoany niresaka ny fampandrosoana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tany Danemark

Tohiny »
CUA sy Région Ile De France

CUA sy Région Ile De France

auteur martsa 28, 2017 Commentaires fermés

Tonga nitsidika ara-asa ny Ben’ny Tanànan’Antananana Lalao RAVALOMANANA sy ny mpiara miasa aminy, ny «  Directeur de la Coopération Internationale et Tourisme  de la Region Ile de France, Eric Fajole, tao amin’ny Lapan’ny Tanàna

Tohiny »
Fihaonana teo amin’ny CUA sy ny sefo-pokontany ary ny sefo distrika

Fihaonana teo amin’ny CUA sy ny sefo-pokontany ary ny sefo distrika

auteur martsa 20, 2017 Commentaires fermés

Nilamina sy nitovy ny tady tokanga teo amin’ny kaominina Antananarivo sy ny Sefo-pokontany arakan’ny fihaonana izay natao tato amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny 20 martsa 2017 androany maraina. Notarihin’ny Lefitra faharoa Andriamorasata Julien, Filohan’ny

Tohiny »
Fankalazana ny andro iraisam-pirenena miaraka amin’ny « Nation Unies » fikambanana Lion’s

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena miaraka amin’ny « Nation Unies » fikambanana Lion’s

auteur martsa 13, 2017 Commentaires fermés

Isan-taona  dia mankalaza ny andro Iraisam-pirenena amin’ny fiaraha- miasa miaraka amin’ny « Nation Unies » ny fikambanana Lions  ka ny 02 martsa no fanatanterahana izany.  Androany  Sabotsy 11 martsa 2017 no notontosaina tetsy amin’ny

Tohiny »
ACEEM   –  Ben’ny Tanàna

ACEEM – Ben’ny Tanàna

auteur febroary 13, 2017 Commentaires fermés

ORIMBATO ; Izany no anarana nisaloran’ireo mpianatry ny Oniversite Vondrom-panabeazana Aceem navoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny Cci Ivato izay efa nahatratra anjatony . Maro ireo olona manankaja nanatrika ity fotoana ity  ka

Tohiny »
Mpivarotra Soarano-Behoririka

Mpivarotra Soarano-Behoririka

auteur febroary 6, 2017 Commentaires fermés

Noraisin’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy akaiky tao amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny Alatsinainy 06 Febroary 2017 tolakandro ireo mpivarotra amoron-dalana etsy Behoririka sy ny manodidina. Ny handaminana ireo mpivarotra

Tohiny »
JICA – Kaominina

JICA – Kaominina

auteur janoary 26, 2017 Commentaires fermés

Nampahafantarina omaly  tetsy amin’ny Carlton Madagascar ny momba ny Tetik’asa goavana antsoina hoe : Tatom iarahana amin’ny Fanjakana Japonais amin’ny alalan’ny JICA izay miteraka Fampandrosoana amin’ny lafiny maro. Ao anatin’ny 2 taona no hanaovana

Tohiny »
Fitsidihana toerana fanodinana diky nataon’ny CUA

Fitsidihana toerana fanodinana diky nataon’ny CUA

auteur janoary 19, 2017 Commentaires fermés

Nitohy ny fidinana ifotony  nataon’ny Ben’ny Tanànan’ Antananarivo,  Lalao Ravalomanana,  sy ny mpiara-miasa   taminy  androany tetsy Mandrangobato boriborintany faha  4, nijery ny foto-drafitrasa vaovao  fanodinana diky na tay  ho lasa  zezika sy BIOGAZ,  ao

Tohiny »
Dorkasy : Fjkm-Cua

Dorkasy : Fjkm-Cua

auteur janoary 12, 2017 Commentaires fermés

Tonga niarahaba ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana noho ny taona vaovao 2017 ny Dorkasy Foibe FJKFM. Nivoitra tamin’izany fa tsy afaka misaraka ny fitantanana sy ny Finoana.Matoa misy ny olona tsy manara-dalàna dia

Tohiny »