Mpiara-miombon’antoka »

Fitsidihan’ny ambasadaoro Japoney  sy ny ambasadaoro frantsay androany alatsinainy 19 oktobra 2015

Fitsidihan’ny ambasadaoro Japoney sy ny ambasadaoro frantsay androany alatsinainy 19 oktobra 2015

auteur octobra 19, 2015 Commentaires fermés

Tonga nitsidika ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Rtoa RAVALOMANANA Lalao tety amin’ny lapan’ny tanàna Analakely, androany maraina ny ambasadaoro japoney, Atoa Riuhei HOSOYA sy ny ambasadaoro frantsay, Rtoa VOULAND Aneini. Nisy ny resaka sy ny

Tohiny »
Fanatsarana tafo tsenan’ ny Mahamasina nataon’ny DAE sy ny « cellule 3P »

Fanatsarana tafo tsenan’ ny Mahamasina nataon’ny DAE sy ny « cellule 3P »

auteur septambra 22, 2015 Commentaires fermés

Omaly Alatsinainy 21 septambra 2015 no nanokanan’ny solontenan’ny kaominina Anatananarivo Renivohitra ny fanamboarana ny tsenan’i  Mahamasina ; teo ambany fiahian’ ny Filoha ny Delegasiona Manokana ny Tanan’Antananarivo sy ireo mpiara miasa ary ireo mpiray

Tohiny »
HAIFY MAMPIHAVANA deuxième édition

HAIFY MAMPIHAVANA deuxième édition

auteur septambra 14, 2015 Commentaires fermés

Deux jours de fête autour de l’art culinaire, une occasion de partager et de découvrir les saveurs du monde, et une opportunité pour promouvoir le talent et le savoir-faire des professionnels et amateurs de

Tohiny »
ONU HABITAT – CUA : Fanolorana fitaovana

ONU HABITAT – CUA : Fanolorana fitaovana

auteur aprily 9, 2015 Commentaires fermés

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy teto amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely androany faha 09 ny volana Aprily taona 2015 ireo fitaovana ho an’ny fokontany 25 mba ho fanohizana ny tetik’asa efa natomboky ny ONU HABITAT. Ny

Tohiny »
Fanampiana tra-boina nataon’ny 3P

Fanampiana tra-boina nataon’ny 3P

auteur martsa 6, 2015 Commentaires fermés

Fanampiana tra-boina nataon’ny 3P ny alarobia 03 sy alakamisy 04 martsa 2015. Noho izao voin-kava-mahatratra mahazo ny mpiray tanàna, mpiara-monina sy ny mpiray tanindrazana izao dia nanao hetsika fanampiana ny tra-boina ny kaominin’Antananarivo renivohitra.

Tohiny »
Tatitra 3P

Tatitra 3P

auteur febroary 23, 2015 Commentaires fermés

TATITRA 3P le vendredi 19 février 2015 Ny Asa goavana notontosain’ny  « cellule 3p » nandritra izay 2 volana lasa izay : « Protocole d’Accord signé, partenariat » dia miisa 20. Marihana fa protocole

Tohiny »
Hetsika nataon’ny cellule 3p ho an’ny tra-boina ny zoma 31 janoary 2015

Hetsika nataon’ny cellule 3p ho an’ny tra-boina ny zoma 31 janoary 2015

auteur febroary 2, 2015 Commentaires fermés

Manoloana ny fahavoazana vokatry ny rivo-doza farany teo dia, tsy nitsahatra nijery akaiky ireo tra-boina ny “cellule 3P” eto anivon’ny tanànan’Antananarivo renivohitra. Saika namaly ny antso avokoa ireo  mpiara-miombon’antoka izay nandefasan’ny CUA antso momba

Tohiny »
Fanomezana fanampiana ho an’ny traboina avy amin’ny masoivoho Sinoa

Fanomezana fanampiana ho an’ny traboina avy amin’ny masoivoho Sinoa

auteur janoary 30, 2015 Commentaires fermés

Ny Alakamisy faha 29 Janoary 2015, dia tonga teto amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny Masoivoho Sinoa eto Madagasikara namaly ny fangatahana nataon’Andriamatoa Filohan’ny Délegasionina Manokana ny Tananàn’ANTANANARIVO Renivohitra Andriamatoa Ny Hasina Andriamanjato mahakasika ny

Tohiny »
Fanaterana Fanomezana ho an’ny TRA-BOINA

Fanaterana Fanomezana ho an’ny TRA-BOINA

auteur janoary 28, 2015 Commentaires fermés

Alarobia 28/01/2015 – Zoma 30/01/2015 Nizara fanampiana eny amin’ny fokontany Ankasina ny “cellule 3P” alarobia 28/01/2015 tamin’ny 09 ora maraina. Araka ny voalazan’ny tompon’andraikitra RAHARINOSY Monique, dia hizara vovoka biscuit (mamy sy masira) 7

Tohiny »
Fandraisana ny tsena vaovao eo Anosibe sy fitokanana Poste avancé Police Nationale

Fandraisana ny tsena vaovao eo Anosibe sy fitokanana Poste avancé Police Nationale

auteur desambra 26, 2014 Commentaires fermés

Noho ny  fiaraha-miasan’ny Tanànan’Antananarivo (C.U.A) sy ny fikambanana tsy miankina SOATOAVINA  ( Fikambanan’ny tanora manao fandrosoana ), dia nitombo ho 65 indray ny toeram-pivarotana  ao amin’ny tsenan Anosibe, izany hoe lasa  1302 ny Box

Tohiny »