Rallye International de Madagascar- CUA

auteur 13 novambra 2017 Commentaires fermés
Rallye International de Madagascar- CUA

Nosokafana ny zoma 10 novembra ny andiany faha 38 ny RIM na « Rallye International de Madagascar » tetsy amin’ny kianja be ny Mahamasina izay maharitra ny 3 andro. Tonga nanotrona sy nanokatra teny an-toerana  ny Solontenan’ny Minisitry ny Fitaterana, ny Filohan’ny Federasiona, ary ny Solontenan’ny Ben’ny Tanàna avy atao amin’ny kaominina Antananrivo Renivohitra izay  anisany  nanampy ny fanatotosaina ary ireo mpiara miombonan’antoka rehetra.

CUA

CUA

CUA