Fandriam-pahalemana »

Famonoana mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

Famonoana mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

auteur jona 21, 2017 Commentaires fermés

Mitohy indray izao ny famonoana ireo mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra eo am-panaovana ny asany. Nahitana tranga mampalahelo indray omaly 20 jiona 2017 tetsy  parking Ambohijatovo manoloana ny tsangamabato, famonona lehilahy iray  mpanara-maso ny parking

Tohiny »
CUA – BNGRC – APIPA : Fitrohana rano teny Ilanivato – Ampefiloha Ambodirano

CUA – BNGRC – APIPA : Fitrohana rano teny Ilanivato – Ampefiloha Ambodirano

auteur martsa 27, 2017 Commentaires fermés

Notrohana tamin’ny alalan’ny « moto-pompe » ho ao amin’ny canal GR (Genie Rurale) ny APIPA ireo rano miandrona avy ao Ilanivato sy Ampefiloha Ambodirano ny Alakamisy faha 16 Martsa 2017 izay niarahan’ireo tompon’andraikitra sy

Tohiny »
Famoriana mpanao gazety teny amin’ny boriborintany faharoa

Famoriana mpanao gazety teny amin’ny boriborintany faharoa

auteur febroary 21, 2017 Commentaires fermés

Namory mpanao gazety ny delegen’ny boriboriborintany faharoa, Andriamatoa RAZAFINDRABE ny Alatsinainy faha-20 ny volana febroary taona 2017. Voalaza tamin’izany : ny ezaka atao fanafoanana ny fananganana trano tsy ara-dalàna. Eo ihany koa ny fanavaozana

Tohiny »
Mpisoloky Mpanolotsaina Cua

Mpisoloky Mpanolotsaina Cua

auteur febroary 7, 2017 Commentaires fermés

Misy olona mpisoloky ho mpanolontsaina ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy misandoka andraikitra  maro eto Antananarivo milaza fa  colonel izy, ho « administrateur civil », Magistrat, milaza fa tale ny kabinetra ny CUA any amin’ny

Tohiny »
Haitrano Ambondrona

Haitrano Ambondrona

auteur novambra 24, 2016 Commentaires fermés

Io maraina io dia nitrangàna haitrano tetsy Ambondrona tokony ho tamin’ny sivy ora sy sasany  maraina. Raha ny nambaran’ny nanatri- maso dia afo tao an-dakozia no nahatonga ny fahamaizana. Tao amin’ny rihana faharoa no

Tohiny »
Fampitam-baovao

Fampitam-baovao

auteur novambra 10, 2016 Commentaires fermés

Nitondra fanazavana momba ny savorovoro nitranga teny Analakely nanoloana ny Lapan’ny Tanàna ny Alarobia teo ny Talen’ny Kabinetran’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Rabarijaona Jean Claude. Nampalahelo ny toe-javatra toy ireny hoy izy satria niteraka korontana sady

Tohiny »
Fivoriana niarahana tamin’ ny Care Internationale mikasika ny GRC  (Gestion de Risque et Catastrophe)

Fivoriana niarahana tamin’ ny Care Internationale mikasika ny GRC (Gestion de Risque et Catastrophe)

auteur octobra 24, 2016 Commentaires fermés

Nanatanteraka fivoriana niaraka amin’ireo Fokontany 75 ato anatin’ny Boriboritany enina eto Antananarivo ny CARE International ny faha 19 Oktobra 2016 teny amin’ny Espace  Country Club Ambohitrarahaba. Tatitry ny “simulation”, na andrana  ho  fiomanana amin’ny

Tohiny »
Fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny fiatrehana ny loza voajanahary CUA

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny fiatrehana ny loza voajanahary CUA

auteur octobra 13, 2016 Commentaires fermés

Nosokafan’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana tamin’ny fomba ofisialy androany teo amin’ny Parvis Lapan’ny Tanànan’Antananarivo ny fakalazanan’ ny Kaominina ny andro iraisam-pirenena ho  fihatrehana ny loza voajanahary. Marihana ihany koa fa  ny 13 oktobra no 

Tohiny »
Analakely mpivarotra

Analakely mpivarotra

auteur octobra 6, 2016 Commentaires fermés

Niala ny saron-tavan’ireo mpitarika ny hetsiky ny mpivarotra amoron-dalana androany raha niantso olona hanao fihetsiketsehana teo anoloan’ny Lapan’ny Tanána Analakely, io maraina io. Olona nafana fo tamin’ny fikambanana iray, efa nivadika any amin’ny antokon’ny

Tohiny »
Fanafiana mpiasa CUA

Fanafiana mpiasa CUA

auteur septambra 30, 2016 Commentaires fermés

Mbola mitohy hatrany ireo  fandratrana nihatra amin’ ireo ekipan’ny kaominina izay mpanadio ireo mpivarotra  tsy ara-dalana eny amoron-dalana eto Antananarivo Renivohitra, amin’ny fampandrosoana ny Tanana sy ny fanadiovana. Androany tokony tamin’ny 3ora sy 45

Tohiny »