Fandriam-pahalemana »

Fiaraha-miasa eo amin’ny Mpamonjy Voina malagasy sy kanadiàna

Fiaraha-miasa eo amin’ny Mpamonjy Voina malagasy sy kanadiàna

auteur may 31, 2016 Commentaires fermés

Nahazo fitaovana sy kojakoja ary fanafody fampiasa amin’ny vonjitaitra avy amin’ny Mpamonjy Voina kanadiàna ny Vondron’ny Mpamonjy Voina eny Tsaralalana. Tonga nanolotra izany ny alatsinainy tolakandro teo ny Capitaine BERNARD CHRISTIAN, izay mitarika ny

Tohiny »
Trano nirodana teny Ambatonakanga

Trano nirodana teny Ambatonakanga

auteur may 5, 2016 Commentaires fermés

Trano iray teny Ambatonakanga (Boriborintany Voalohany), eo ampitan’ny «Immeuble Flamboyant»,  no nirodana ny marainan’ny Alarobia 04 may 2016, tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany. Tsy nisy naratra na aina nafoy. Vokatry ny asa

Tohiny »
Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo renivohitra: Fankalazana ny fetin’ny paska

Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo renivohitra: Fankalazana ny fetin’ny paska

auteur martsa 25, 2016 Commentaires fermés

Polisy Monisipaly Efa manakaiky izao ny andro izay hankalazan’ny mpino kristianina ny fetin’ny Paska. Maro araka izany ireo olona izay handeha hamonjy fiangonana sy toeram-pilanonana  ary toeram-pitsangatsanganana maro samihafa mandritra ny herinandro masina, ny

Tohiny »
Vonona hiatrika ny loza voajanahary ny Kaominina Antananarivo

Vonona hiatrika ny loza voajanahary ny Kaominina Antananarivo

auteur martsa 2, 2016 Commentaires fermés

Ho tohin’ny fampiofanana ny fihatrehana ny loza voanjanahary izay natao farany tetsy amin’ny « Astauria » Antanimena dia mbola nitohy ny 01 marsa 2016 lasa teo indray izany, izay notontosaina teny amin’ny Hotel « le PAVE » Antaninarenina.

Tohiny »
Fanadiovana Analakely : Fikasihan-tànana Polisy Monisipaly

Fanadiovana Analakely : Fikasihan-tànana Polisy Monisipaly

auteur janoary 21, 2016 Commentaires fermés

Mbola mitohy hatrany ny fanadiovana ireo mpivarotra amoron-dàlana ao Analakely sy ny manodidina ary tsy hihemotra mihitsy amin’izay fanapahan-kevitra izay ny avy eto anivon’ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra. Raha nanatanteraka ny asany àry ireto

Tohiny »
Behoririka : May ny tranom-barotra GOLDEN CENTER

Behoririka : May ny tranom-barotra GOLDEN CENTER

auteur desambra 16, 2015 Commentaires fermés

Ny  Alatsinainy  15 Desambra   tokony ho tamin’ny efatra ora teo ho eo dia nirehitra ny tranom-barotra  « Golden Center » tetsy Behoririka. Araka ny voalazan’ireo olona nanatry maso dia fanaovana ‘soudure’ izay nataon’ny teratany

Tohiny »
POLISY MONISIPALY: Fiatrehana ny fetin’ny Noely am-pilaminana

POLISY MONISIPALY: Fiatrehana ny fetin’ny Noely am-pilaminana

auteur desambra 14, 2015 Commentaires fermés

Manomboka ny 14 Desambra 2015 ka hatramin’ny 03 Janoary2016 dia miasa tsy an-kijanona eto anivon’ny faritra Antananarivo Renivohitra ireo Polisy Monisipaly mba hiatrehan’ny vahoaka tsirairay ny fetin’ny Noely sy ny taona vaovao am-pitoniana sy

Tohiny »
Fidinana ifotony teny Isoavimasoandro sy Morarano

Fidinana ifotony teny Isoavimasoandro sy Morarano

auteur desambra 9, 2015 Commentaires fermés

Ho fiomanana amin’ izay mety ho fisian’ ny tondra-drano mandritra ny fotoam- pahavaratra ao anatin’ny Boriboritany fahadimy, dia nanatanteraka fidinana ifotony teny amin’ny faritr’ Isoavimasoandro sy Morarano ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny 08 Desambra

Tohiny »
Hai-trano teny Andravoahangy

Hai-trano teny Andravoahangy

auteur octobra 14, 2015 Commentaires fermés

Nisehoana tranga na hai-trano nahatsiravina tetsy amin’ny fokontany Andravoahangy ampitan’ny kolejy Saint Antoine ny alin’ny Talata 13 Oktobra 2015 tokony tamin’ny 10 ora alina teo ho eo. Trano hazo miisa 6 , fiara 7

Tohiny »
Fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny lehiben’ny  vondrona polisy monisipaly vaovao

Fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny lehiben’ny vondrona polisy monisipaly vaovao

auteur septambra 17, 2015 Commentaires fermés

Notanterahina androany Alarobia faha 16 Septambra 2015 tao amin’ny tobin’ny Polisy Monisipaly Anosipatrana ny fametrahana amin’ny toerany  ny filohan’izy ireo vaovao, ny Kaomisera Andriasamitsoa Bien Aimé izay nisolo toerana ny Kaomisera Andriamalala Herinirina. Tonga

Tohiny »