Fandriam-pahalemana »

Hai-trano teny Andravoahangy

Hai-trano teny Andravoahangy

auteur octobra 14, 2015 Commentaires fermés

Nisehoana tranga na hai-trano nahatsiravina tetsy amin’ny fokontany Andravoahangy ampitan’ny kolejy Saint Antoine ny alin’ny Talata 13 Oktobra 2015 tokony tamin’ny 10 ora alina teo ho eo. Trano hazo miisa 6 , fiara 7

Tohiny »
Fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny lehiben’ny  vondrona polisy monisipaly vaovao

Fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny lehiben’ny vondrona polisy monisipaly vaovao

auteur septambra 17, 2015 Commentaires fermés

Notanterahina androany Alarobia faha 16 Septambra 2015 tao amin’ny tobin’ny Polisy Monisipaly Anosipatrana ny fametrahana amin’ny toerany  ny filohan’izy ireo vaovao, ny Kaomisera Andriasamitsoa Bien Aimé izay nisolo toerana ny Kaomisera Andriamalala Herinirina. Tonga

Tohiny »
Exposition PARLEZ MOI de l’artiste Joël Andrianomearisoa à la Caserne des Sapeurs-Pompiers d’Antananarivo

Exposition PARLEZ MOI de l’artiste Joël Andrianomearisoa à la Caserne des Sapeurs-Pompiers d’Antananarivo

auteur septambra 9, 2015 Commentaires fermés

Dans le cadre du projet intitulé PARLEZ MOI de l’artiste Joël Andrianomearisoa produit par l’Institut Français de Madagascar. Des photos prises par Omar Diop Diop et Patrice Sour, photographes sénégalais et français, seront exposées

Tohiny »
Andraikitry ny Polisy Monisipaly aloha sy mandritra ny fetin’ny fahaleovantena

Andraikitry ny Polisy Monisipaly aloha sy mandritra ny fetin’ny fahaleovantena

auteur jona 22, 2015 Commentaires fermés

Maro ny andraikitra izay sahanin’ny polisy monisipaly mialoha sy mandritra  ny fankalazana ny faha 55 taonan’ny fahaleovantena : - Mandritra ny « Carnaval de Madagascar » ny 19-20-21 Jiona 2015 : betsaka ny olona

Tohiny »
Mpamonjy voina: Fampianarana amin’ny fisorohana sy fiatrehana ny afon’ny tsena

Mpamonjy voina: Fampianarana amin’ny fisorohana sy fiatrehana ny afon’ny tsena

auteur jona 10, 2015 Commentaires fermés

Fampianarana amin’ny fisorohana sy fiatrehana ny afon’ny tsena rehetra manerana an’Antananarivo Renivohitra Noho ny fahitàna sy fahatsapana ny fisian’ny trangam-pirehetan’ny tsena matetika eto Antananarivo renivohitra dia nanapan-kevitra ry zareo avy ao amin’ny sampana mpamonjy

Tohiny »
Mpamonjy voina: Famoahana ireo mpiofana BC1 sy CAPE

Mpamonjy voina: Famoahana ireo mpiofana BC1 sy CAPE

auteur jona 5, 2015 Commentaires fermés

Notontosaina androany faha 05 Jiona 2015 tamin’ny 10ora maraina tao amin’ny Caserne des Sapeurs Pompiers Tsaralalana ny famoahana ny mpiofana BC1 na  Brevet Complémentaire n°1 sy CAPE na Certificat d’Aptitude Elémentaire ary ny fitokanana

Tohiny »
Tetik’asa fampiasana « Drone » teny amin’ny BNGRC

Tetik’asa fampiasana « Drone » teny amin’ny BNGRC

auteur jona 3, 2015 Commentaires fermés

Anio faha 03 jona2015, ireo Mpanolotsaina eo anivon’ny BNGRC dia nanatanteraka atrikasa ho fampafantarana ireo tombotsoa azo amin’ny fampiasana ny drone. Izany rehetra izany dia natrehin’ny Talen’ny Aviation Civil de Madagascar (ACM). Nampafantarin’ ireo

Tohiny »
Atrik’asa niarahana tamin’ny BNRGC teny amin’ny Hotel IBIS Ankorondrano

Atrik’asa niarahana tamin’ny BNRGC teny amin’ny Hotel IBIS Ankorondrano

auteur may 29, 2015 Commentaires fermés

Ny Alarobia faha 27 ny volana mey 2015 ny Bureau National de Gestions des Risques et Catastrophes(BNGRC)  dia nanatanteraka atrik’asa teny amin’ny Hotel IBIS Ankorondrano. Izany dia notanterahana teo ambany fanatrehan’ny Filohan’ ny Delegasiona

Tohiny »
Resaka nifanaovana tamin’ny mpanao gazety mikasika ny fetin’ny paska

Resaka nifanaovana tamin’ny mpanao gazety mikasika ny fetin’ny paska

auteur aprily 7, 2015 Commentaires fermés

Mba hahatomombana ny fetin’ ny Paska sy hiainan’ny olona am-pilaminana, dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy Tsaralalana ny ekipan’ny mpamonjy voina na ny Corps des Sapeurs Pompiers ny Zoma faha 03 ny

Tohiny »
Ireo tranga vokatry ny andro ratsy teto Antananarivo

Ireo tranga vokatry ny andro ratsy teto Antananarivo

auteur martsa 6, 2015 Commentaires fermés

Manao ny ainy tsy ho zavatra tokoa ry zareo mpamonjy voina mandritra izao vanim-potoanan’ ny orana amin’ny famonjena ny ain’ny vahoaka an’Antananarivo. Tsy misy fitsaharany andro aman’alina arakaraka ny trangam-piaraha-monina ny asan’izy ireo. Ireto 

Tohiny »