Fandriam-pahalemana »

Fandravana trano nataon’ny sampana mpamonjy voina teny amin’ny fokontany Ampandrana Besarety ny 03 Febroary 2015.

Fandravana trano nataon’ny sampana mpamonjy voina teny amin’ny fokontany Ampandrana Besarety ny 03 Febroary 2015.

auteur febroary 5, 2015 Commentaires fermés

Rehefa nojinjain’ny orana nandritra ny fotoana maharitra ity trano gasy iray izay niorina tao anatin’ny fokontany Ampandrana Besarety ity, dia nitriatra ny rindrina ka natahorana hampidi-doza izany. Marihana moa fa eo amoron-dalana izay tena

Tohiny »
Tatitra nataon’ireo mpamonjy voina nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Chedza teto Antananarivo

Tatitra nataon’ireo mpamonjy voina nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Chedza teto Antananarivo

auteur janoary 28, 2015 Commentaires fermés

Nanao ny ainy tsy ho zavatra mihitsy ireo mpamonjy voina na ny CSP Corps des Sapeurs Pompiers nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Chedza teto Antananarivo. Maro ny takaitra izay navelan’io rivo-doza io : tao ny

Tohiny »
Antananarivo : Alerte Jaune/ Loza Manambana

Antananarivo : Alerte Jaune/ Loza Manambana

auteur janoary 14, 2015 Commentaires fermés

Noho ny rotsak’orana nisesisesy tato ho ato dia nisy fiakarana avokoa ireo renirano manodidina ny tanànan’Antananarivo, toy ny lakan-dranon’ Ikopa, Sisaony ary Imamba. Amin’izao fotoana izao dia tandindomin-doza isika na en « situation d’alerte

Tohiny »
Fankalazana  ny  faha-65 taonan’ny  mpamonjy  voina  Tsaralalana

Fankalazana ny faha-65 taonan’ny mpamonjy voina Tsaralalana

auteur desambra 3, 2014 Commentaires fermés

Raha araka ny tantara dia niforona ny 01er Janoary 1949 ny Corps des Sapeurs Pompiers. Feno 65 taona amin’ity taona 2014 ity io sampan’asa mpamonjy voina io. Nisy ny varavarana misokatra na « Porte

Tohiny »
Fotoam-pahavaratra: Fisorohana ny tondra-drano eto amin’ny lemak’Antananarivo

Fotoam-pahavaratra: Fisorohana ny tondra-drano eto amin’ny lemak’Antananarivo

auteur novambra 12, 2014 Commentaires fermés

Nanatanteraka valan-dresaka niarahana tamin’ny mpanao gazety ny Tale jeneralin’ny Apipa mikasika ny fepetra horaisin’ny sampan’asa sahaniny hisorohana ny tondra-drano,androany Talata faha 11 Novambra 2014 teny amin’ny ivo toerany teny Anosizato Est Antananarivo 101. Navoitrany

Tohiny »
Analakely: Andro iraisam-pirenena ho an’ny fisorohana ny loza

Analakely: Andro iraisam-pirenena ho an’ny fisorohana ny loza

auteur octobra 14, 2014 Commentaires fermés

Notanterahana ny Alatsinainy 13 oktobra 2014 ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena mikasika ny fisorohana sy ny fampihenana ny voka-dratsin’ireo loza samihafa. Manamboninahitra maro no tonga nanatrika izany : Ny Ministry ny mponina, ny solontenan’ny

Tohiny »
Fitandroana ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana eny amin’ny Tsena Anosibe

Fitandroana ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana eny amin’ny Tsena Anosibe

auteur jolay 30, 2014 Commentaires fermés

Misy ny mpiara-miasa izay manampy ny Kaominina Anatananarivo Renivohitra amin’ny fitandroana ny fandriam-pahalemana eny amin’ny tsena. Isan’izany ny F SATA na ny Fikambanan’ny Sécurité Anatiny ny fitandroana ny fahandriam-pahalemana; ao amin’ny tsenan’Anosibe. Miisa 95

Tohiny »
Fandriam-pahalemana: Andraikitra sahanin’ny Police de Tanà

Fandriam-pahalemana: Andraikitra sahanin’ny Police de Tanà

auteur jolay 18, 2014 Commentaires fermés

Tsy manao ambanin-javatra ny andraikitra sy ny asa izay sahaniny  ny polisy de Tanà amin’ny fandrindrana ny filaminana sy ny fitoniana eto amin’ny faritry ny Renivohitra. Ny andraikitr’izy ireo moa ankoatra ny fandaminana ny

Tohiny »
Police de Tanà:  Fandriampahalemana, Filaminana ary Fahadiovan’ny Tanàna

Police de Tanà: Fandriampahalemana, Filaminana ary Fahadiovan’ny Tanàna

administrateur may 20, 2014 0

Toy ny  tanàn-dehibe rehetra maneran-tany, ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manana  polisy monisipaly izay antsoina hoe « Police de Tanà » ankehitriny, araka ny Arrêté N° 282 Bis-CUA/CAB tamin’ny 10 avril 2000. Nitsangana tamin’ny

Tohiny »