Serasera »

Haify  mampiavana

Haify mampiavana

auteur septambra 11, 2014 Commentaires fermés

Ny Alakamisy 10 Septambra 2014 tamin’ ny 09 ora maraina no nifampitaona teny Ivandry tao amin’ny Restaurant Dzama cocktail café ireo Andriambavilanitra. Nisy ny  fanakalozan-kevitra momba ny fikarakarana ny Haifi Mampihavana izay hatao eny

Tohiny »
Les Marchés à Tanà

Les Marchés à Tanà

auteur jolay 31, 2014 Commentaires fermés

A – LES MARCHES A TANA LUNDI : Ambohimanarina MARDI : Besarety MERCREDI : Andravoahangy JEUDI : Mahamasina VENDREDI : Pochard, Pavillons Analakely, Coum 67Ha, Petite Vitesse SAMEDI : Isotry, Ambodin’Isotry DIMANCHE : Mahazo

Tohiny »
Fiantsoana

Fiantsoana

auteur jolay 21, 2014 Commentaires fermés

Tompoko, Antsoina isika Mpivarotra sy ny manodidina hanatrika ny fanentanana arahina ady hevitra izay hiarahana amin’ny ONG Lalàna sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra izay mikasika ny lohahevitra : - Ny mpivarotra sy ny fahadiovana.

Tohiny »
Ireo asa atao mandritra ny herinandron’ny 30 Jiona ka hatramin’ny 06 Juillet 2014

Ireo asa atao mandritra ny herinandron’ny 30 Jiona ka hatramin’ny 06 Juillet 2014

auteur jolay 3, 2014 Commentaires fermés

NETTOYAGES DES ESPACES ET VOIES PUBLIQUES, ASSAINISSEMENT ET SUIVI DES ORDURES MENAGERES Fanadiovana ireo lakan-drano sy tatatra manerana ny Tanànan’Antananarivo  mba hamerenana amin’ny laoniny ny fikorinan’ny rano maloto. ESPACES VERTS - Fanadiovana sy fanatsarana

Tohiny »
Ticket  électronique: Fandaminana vaovao eny anivon’ny tsena

Ticket électronique: Fandaminana vaovao eny anivon’ny tsena

auteur jolay 3, 2014 Commentaires fermés

Efa natomboka ny fizarana ny ticket electronique amin’ny mpivarotra rehetra manerana an’Antananarivo renivohitra. Mitondra fanentanana ho azy ireo ny kaominina Antananarivo renivohitra ny amin’ny tokony hikajiana azy, tsy ho lena na mando ary tsy

Tohiny »
Filazana – Ho fitsinjovana ireo mpivarotra eny amin’ny tsena

Filazana – Ho fitsinjovana ireo mpivarotra eny amin’ny tsena

auteur jona 18, 2014 Commentaires fermés

Ho fitsinjovana ireo mpivarotra eny amin’ny tsena eto amin’ny faripiadidian’ny Tanànan’Antananarivo dia ilazana fa : - Ny mpivarotra rehetra dia mandoa haba avokoa araka ny sokajin’entana amidiny sy ny haben’ny toerana hivarotany. - Araka

Tohiny »
Communiqué de presse – 26 juin 2014

Communiqué de presse – 26 juin 2014

auteur jona 17, 2014 Commentaires fermés

Toy ny fanao isan-taona, dia misy ny hetsika sosialy karakarain’ny kaominina manomboka ny zoma faha-20 jona izao ka hatramin’ny faha-25n’ny volana jona 2014. Toy izao ny fandaharam-potoana : - Zoma 20 jona : 09

Tohiny »
Communiqué de presse – Call center

Communiqué de presse – Call center

auteur jona 17, 2014 Commentaires fermés

Ampandrenesina ny mponin’Antananarivo renivohitra fa efa mandeha ny « CALL CENTER », tambazotra sosialy eto anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Antsoy amin’ny laharana 456 ahafahana miserasera, mifampizara sy mampita ny hetaheta ary ny tolo-kevitra avy

Tohiny »
Lancement officiel des travaux du centre de loisirs Maitsoririnina

Lancement officiel des travaux du centre de loisirs Maitsoririnina

auteur jona 12, 2014 Commentaires fermés

Communiqué de presse Lancement officiel des travaux du centre de loisirs Maitsoririnina Mardi 3 juin, 11h, Site de l’ex-piscine municipal (sahan’i Gros) En présence de : - Monsieur le Président de la Délégation Spéciale

Tohiny »
Fivorian’ny Filohan’ny Delegasiona Manokana ny Tanànan’Antananarivo sy ireo Filoham-pokontany eto Antananarivo Renivohitra

Fivorian’ny Filohan’ny Delegasiona Manokana ny Tanànan’Antananarivo sy ireo Filoham-pokontany eto Antananarivo Renivohitra

auteur jona 11, 2014 Commentaires fermés

Ny talata 10 jona 2014 no nanatanterahana ny fivoriana niarahan’i Filohan’ny Delegasiona Manokana ny tanànan’Antananarivo sy ireo lehibem-pokontany eto Antananarivo renivohitra. Noresahina tamin’ny izany ireo olana mihatra amin’ny fokontany tsirairay avy: 1. TSY AMPY

Tohiny »