Serasera »

Fivorian’ny Filohan’ny Delegasiona Manokana ny Tanànan’Antananarivo sy ireo Filoham-pokontany eto Antananarivo Renivohitra

Fivorian’ny Filohan’ny Delegasiona Manokana ny Tanànan’Antananarivo sy ireo Filoham-pokontany eto Antananarivo Renivohitra

auteur jona 11, 2014 Commentaires fermés

Ny talata 10 jona 2014 no nanatanterahana ny fivoriana niarahan’i Filohan’ny Delegasiona Manokana ny tanànan’Antananarivo sy ireo lehibem-pokontany eto Antananarivo renivohitra. Noresahina tamin’ny izany ireo olana mihatra amin’ny fokontany tsirairay avy: 1. TSY AMPY

Tohiny »
Filazana

Filazana

auteur jona 6, 2014 Commentaires fermés

NY PREFEKTIORAN’NY POLISY ETO ANTANANARIVO, ARAKA NY DIDIM-PITONDRANA LAHARANA N°12/2014-MID/PREF/POL/AG TAMIN’NY 30 MAI 2014, DIA MAMPAHAFANTATRA NY BE SY NY MARO FA MANDRITRA NY FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA, MANOMBOKA NY VOALOHAN’NY VOLANA JIONA KA HATRAMIN’NY

Tohiny »
Communiqué de presse

Communiqué de presse

auteur jona 4, 2014 Commentaires fermés

DIRECTION DES AFFAIRES SOCIALES ET CULTURELLES (DASC) • Affaires sociales : Inona avy ny asa sosialy iandraiketan’ny DASC? Iza no mpizaka ny tombotsoa mivantana amin’izany? Iza no mpiara miasa mavitirika amin’izany asa sosialy izany?

Tohiny »
Direction des Espaces et de la Propreté Urbaine

Direction des Espaces et de la Propreté Urbaine

auteur jona 4, 2014 Commentaires fermés

1- FANDAHARAN’ASA Alarobia 04 jiona 2014 : Toerana : 67Ha eo anolonan’ny Mada- hôtel Fanadiovana faobe : - Curage canaux d’évacuation (Fanadiovana lakan-drano madinika) - Débroussaillage (fanalàna ireo lobolobo sy  ireo ahitra) - Dessablage

Tohiny »
Fandaharan’asa hanatsarana ny fivezivezena an-tanàn-dehibe na PAMU

Fandaharan’asa hanatsarana ny fivezivezena an-tanàn-dehibe na PAMU

auteur jona 2, 2014 Commentaires fermés

Fandaharan’asa hanatsarana ny fivezivezena an-tanàn-dehibe na Programme d’Amélioration de la Mobilité Urbaine (PAMU) Fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny asa fanavaozana ny zotra filamatra : 128-160-166 rahampitso talata 03 Jona 2014 eny Antanimena. Tetik’asa iarahana

Tohiny »
Fampandrenesana

Fampandrenesana

auteur aprily 20, 2014 Commentaires fermés

Mandrindra ny fifamoivoizan’ny fiara rehetra tsy an-kanavaka manerana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra mandritra ny fanamboaran-dàlana izay manomboka ny Talata 22 Aprily maraina ka hatramin’ny Alahady 27 Aprily 201. Ny fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra dia mampandre

Tohiny »