Serasera »

Fampitam-baovao

Fampitam-baovao

auteur novambra 10, 2016 Commentaires fermés

Nitondra fanazavana momba ny savorovoro nitranga teny Analakely nanoloana ny Lapan’ny Tanàna ny Alarobia teo ny Talen’ny Kabinetran’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Rabarijaona Jean Claude. Nampalahelo ny toe-javatra toy ireny hoy izy satria niteraka korontana sady

Tohiny »
Filan-kevitra monisipaly: Fivoriana tsy ara-potoana

Filan-kevitra monisipaly: Fivoriana tsy ara-potoana

auteur novambra 8, 2016 Commentaires fermés

Manomboka androany  Talata faha 08 Novambra 2016 ary haharitra 03 andro ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny  filan-kevitra Monisipaly ny Antananarivo Renivohitra. Taorian’ny fivorian’ny Conférence des Présidents ny Zoma farany teo dia natolotra teo anoloan’ny fivoriana

Tohiny »
Fanambarana nataon’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana mikasika ny tranga nahafaty ilay ramatoa mpivarotra 60 taona

Fanambarana nataon’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana mikasika ny tranga nahafaty ilay ramatoa mpivarotra 60 taona

auteur octobra 31, 2016 Commentaires fermés

« Mihondrika am-panajana manolona ny zava mitranga ohatra ny ireny satria mampalahelo, miombona alahelo amin’ny fianakaviana ary aza misosoka alahelo intsony, aoka mba ho lasa ny ratsy. Misy teny ampitaiko amin-tsika : Fanarenana  no atao

Tohiny »
FANAMBARANA

FANAMBARANA

auteur octobra 10, 2016 Commentaires fermés

Ny Kaominina Antananarivo Renivohitra dia mikarakara hetsika mikasika ny fahazon-dàlana hanorina trano eto amin’ny fari-piadidiany. Mandritra ny tapa-bolana ny hanaovana azy manomboka ny talata 11 Oktobra ka hatramin’ny 25 oktobra ho avy izao, ary

Tohiny »
Fandaminana anatin’ny CUA: Voatendry ho mpanolotsaina teknika manokana Atoa Marc Ravalomanana

Fandaminana anatin’ny CUA: Voatendry ho mpanolotsaina teknika manokana Atoa Marc Ravalomanana

auteur octobra 4, 2016 Commentaires fermés

Araka ny fandaminana anatiny ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), ho fanatsarana hatrany ny asa ao anivon’ny fiadidiana ny tanàna dia notendrena ho mpanolotsaina teknika manokan’ny ben’ny tanàna, Atoa Marc Ravalomanana, io fanendrena io

Tohiny »
CUA – Mpiasa voaroaka

CUA – Mpiasa voaroaka

auteur septambra 16, 2016 Commentaires fermés

Mpiasa 16 no voaroaka na tsy nohavaozina ny fifanarahana arak’asa tao amin’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra, araka ny notapahina tao anivon’ny CODIS (Conseil de discipline) ny zoma 2 septambra teo. Mpiasa 14  tamin’ireo no sarona nampiasa

Tohiny »
CLD/CUA: 200 tapitrisa ariary isaky ny boriborintany

CLD/CUA: 200 tapitrisa ariary isaky ny boriborintany

auteur aogositra 29, 2016 Commentaires fermés

Andrasana ny famolavolan’ny boriborintany tsirairay tetikasa samihafa hoenti-manatsara ny fari-piainan’ny mponina, miainga avy any amin’ny fototra. Vita sonia tamin’ny zoma 26 aogositra 2016 teo ny fifanarahana momba ny Tetibola hiasan’ny  CLD na ny Komitim-paritra

Tohiny »
Iray volan’ny fialamboly

Iray volan’ny fialamboly

auteur aogositra 11, 2016 Commentaires fermés

Natomboka ny 2 aogositra ka hatramin’ny 30 aogositra hoavy izao eny amin’ny EPP Antohomadinika (Boriborintany Voalohany) ny hetsika Iray Volan’ny Fialamboly, karakarain’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra miaraka amin’ny Arisivampirenena (Archives Nationales). Isaky ny tolakandron’ny talata sy

Tohiny »
Ben’ny Tanànan’Antananarivo nanatrika ny fankalazana ny fetim-pirenena Suisse

Ben’ny Tanànan’Antananarivo nanatrika ny fankalazana ny fetim-pirenena Suisse

auteur aogositra 2, 2016 Commentaires fermés

Tohiny »
Tatitry ny Fivoriana Tsy Ara-potoanan’ny Filankevitra Monisipaly

Tatitry ny Fivoriana Tsy Ara-potoanan’ny Filankevitra Monisipaly

auteur jolay 29, 2016 Commentaires fermés

Fanitsiana ny rafitra an-tanàn-tohatra (Organigramme) mifehy ny CUA, fanitsiana ny tetibola hiasan’ny Kaominina (Révision Budgétaire), fanomezana alalana ny CUA hampiasa maimaimpoana ny tanin’ny orinasa Tiko hatao « Fourrière ». Ireo no nolanian’ny Filankevitra Monisipalin’ny Tananan’Antananarivo, nivory

Tohiny »