Sosialy »

Ilaina ny  hisian’ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy ny gouvernemanta

Ilaina ny hisian’ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy ny gouvernemanta

auteur octobra 5, 2017 Commentaires fermés

Vao maraina androany tetsy Analakely dia nanondraka fanafody tamin’ny taksi-be sy ny taxi,ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tafiditra ao anatin’ny ady atao amin’ny pesta izany.Hanaovana hetsika toy izao avokoa ny zotra rehetra . Hanomboka koa

Tohiny »
Haintrano teny andohatapenaka Nitondra fanomezana ho an’ireo traboina ny kaominina antananarivo renivohitra

Haintrano teny andohatapenaka Nitondra fanomezana ho an’ireo traboina ny kaominina antananarivo renivohitra

auteur aogositra 29, 2017 Commentaires fermés

Tonga nitondra teny fampaherezana sy fanampiana ho an’ireo traboina vokatry ny haintrano teny amin’ny Fokontany Andohatapenaka I sy II ireo solotenan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra sy ny mpiara-miasa aminy ny Alatsinainy 28 Aogositra 2017. Raha

Tohiny »
didim – poitra faobe boriboritany fahadimy

didim – poitra faobe boriboritany fahadimy

auteur aogositra 28, 2017 Commentaires fermés

Notanterahina ny 25 Aogositra 2017 ny didim- poitra fanaon’ny Boriboritany fahadimy toy ny isan- taona. Hetsika fanampiana ireo fianakaviana sahirana eto amin’ny tanànan’Antananarivo sy asa fanasoavana ireo vahoaka maimaimpoana izao notanterahina izao. Ankizy lahy

Tohiny »
kaominina antananarivo renivohitra direction de l’action sociale  das sy ny ong manda

kaominina antananarivo renivohitra direction de l’action sociale das sy ny ong manda

auteur aogositra 24, 2017 Commentaires fermés

Naharitra 5 andro teo ny  fitsaboana  sy  fanalananify  izay no karakarain’nyDAS (Direction de l’Action Sociale)  sy  ny  ONG   Mandateny amin’ny BMH Isotry  ny  Alatsinainy 21 ka hatramin’ny  Zoma 25 Aogositra 2017. Ireo olona  marefosy 

Tohiny »
« Semaine dentaire »: Kaominina Antananarivo Renivohitra – Direction Régionale De La Santé Publique (DRS Analamanga – Ministeran’ny fahasalamana)

« Semaine dentaire »: Kaominina Antananarivo Renivohitra – Direction Régionale De La Santé Publique (DRS Analamanga – Ministeran’ny fahasalamana)

auteur aogositra 3, 2017 Commentaires fermés

Notanterahana teny anivon’ny BMH Isotry ny fanalana nify faobe izay nokarakarain’izy ireo sy ny Talem-paritrin’ny fahasalamana eo anivon’ny Ministera ny andron’ny Alarobia faha 2 Aogositra 2017. Araka ny nambaran’ny Docteur Durand Dérys HERIVONONA izay

Tohiny »
BMH Isotry – CUA : Didi-Poitra faobe

BMH Isotry – CUA : Didi-Poitra faobe

auteur jolay 24, 2017 Commentaires fermés

Mbola mitohy hatrany ny fanaovana didi-poitra faobe ho an’ireo zazalahy kely mbola tsy vita izany eto anivon’ny Boriboritany Voalohany. Raha ny andron’ny Zoma 21 Jolay dia niisa 7 teo izy ireo no natao hasoavavana

Tohiny »
Fizarana fanomezana ho an’ireo mpiasa teny amin’ny Boriboritany Fahadimy

Fizarana fanomezana ho an’ireo mpiasa teny amin’ny Boriboritany Fahadimy

auteur jona 23, 2017 Commentaires fermés

Nohon’ny fahatongavan’ny fetin’ny fahaleovantena dia nizara fanomezana ho an’ireo mpiasa ny avy eo anivon’ny Boriboritany fahadimy ny 22 jona 2017. Mpiasa miisa 117 no nozaraina vary sy savony mba ahafahan’izy ireo miara mifaly amin’ny

Tohiny »
Didimpoitra Faobe

Didimpoitra Faobe

auteur jona 13, 2017 Commentaires fermés

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany Talata 13 jona 2017 ny didimpoitra faobe tamin’ity taona 2017 ity, izay fanaon’ ny Kaomina Antananarivo Renivohitra isan-taona ary mifarana ny volana jolay izao. Natomboka teto amin’ny Boriboritany faha

Tohiny »
Wednesday Morning Group

Wednesday Morning Group

auteur jona 7, 2017 Commentaires fermés

Tonga nitsidika ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana ny 06 jona 2017 ny « WEDNESDAY MORNING GROUP » tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Ny votoatin’ny fihaonana dia ny fangatahana fiaraha-miasa amin’ny Ben’ny Tanàna  amin’ny fanampiana ny tetik’asa

Tohiny »
Fizarana fanampiana ho an’ny tra-boina teny Anosibe Andrefana

Fizarana fanampiana ho an’ny tra-boina teny Anosibe Andrefana

auteur may 24, 2017 Commentaires fermés

Tonga nampahery  sy nitondra ny fanampiana ho an’ireo  traboina, noho ny haitrano  teny Anosibe Andrefana ny solotenan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Rtoa Lalao RAVALOMANANA ny Talata 23 mey 2017 maraina izay notarihin’ny  Delege sy ny Lefitry

Tohiny »