slider »

Hetsika fankalazana ny fetim-pirenena nataon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra

Hetsika fankalazana ny fetim-pirenena nataon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra

auteur jona 27, 2017 Commentaires fermés

Nizara vary, menaka, savony, voamaina ho an’ireo olona sahirana ao anatin’ny Boriboritany 6 ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ka olona 100 isaky ny Boriboritany no nahazo izany ny Zoma 23 Jona 2017 tao amin’ny tokontanin’ny

Read More »
Communiqué CUA  – Canada

Communiqué CUA – Canada

auteur jona 22, 2017 Commentaires fermés

Ao anatin’ny fivoriana tanteraka ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho an’ireo Ben’ny tanàna an-tanàn-dehibe izay atao any Montréal any Canada. Anisan’ny manatrika izany ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Rtoa Lalao Ravalomanana sy ny delegasiona tarihany. Nisy atrikasa izay

Read More »
Boriboritany Fahaefatra: Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny « Tsikonina andiany fahavalo »

Boriboritany Fahaefatra: Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny « Tsikonina andiany fahavalo »

auteur jona 19, 2017 Commentaires fermés

Toy ny isan-taona, mandritra ny volana jiona izay sokajina ho volan’ny ankizy, dia mikarakara hetsika ho fanamarihana izany ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny zoma 16 jona teo, ny “TSIKONINA

Read More »
Tatitra fivoriana Pretoria Afrika Atsimo

Tatitra fivoriana Pretoria Afrika Atsimo

auteur jona 16, 2017 Commentaires fermés

Tafaverina an-tanidrazana ny 16 jona tolakandro ny Ben’ny tanàna  Lalao RAVALOMANANA izay niatrika ny fivoriam- Be tany Pretoria Afrika Atsimo izay niarahana tamin’ireo Ben’ny Tanàna antanan-dehibe 28 Afrikanina. Votoatin’ny fivoriana dia niompana amin’ny  «

Read More »
Varavarana misokatra teny amin’ ny boriboritany fahaenina

Varavarana misokatra teny amin’ ny boriboritany fahaenina

auteur jona 16, 2017 Commentaires fermés

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy anio faha 16 Jona 2017 ny varavarana misokatra karakarain’ny Boriboritany fahaenina. Tonga nanome voninahitra ny hetsika Atoa RAZAFIMAHEFA Heriniaina, Sekretera Jeneralin’ny Fiadidina ny tanànan’Antananarivo sy ireo Delegen’ny Boriboritany dimy ary

Read More »
Didimpoitra Faobe

Didimpoitra Faobe

auteur jona 13, 2017 Commentaires fermés

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany Talata 13 jona 2017 ny didimpoitra faobe tamin’ity taona 2017 ity, izay fanaon’ ny Kaomina Antananarivo Renivohitra isan-taona ary mifarana ny volana jolay izao. Natomboka teto amin’ny Boriboritany faha

Read More »
Atrik’asa – Fikambanan’ny ben’ny tanàna antanàn-dehibe eto Madagasikara

Atrik’asa – Fikambanan’ny ben’ny tanàna antanàn-dehibe eto Madagasikara

auteur jona 8, 2017 Commentaires fermés

“Ny fahavitan-tena ara-bola miainga amin’ny fampidiran-ketra eny amin’ny Kaominina  sy ny fiatraikan’izany amin’ny Fampandrosoana ny Tanàna “ ; Izany no lohahevitra banjinina mandritra ny Atrik’Asa etsy amin’ny Hotely Ibis Ankorondrano mandritra ny 2 andro

Read More »
Valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety: Varavarana misokatra karakarain’ny boriboritany faha-6

Valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety: Varavarana misokatra karakarain’ny boriboritany faha-6

auteur jona 8, 2017 Commentaires fermés

Ny andron’ny Alarobia faha 07 Jiona 2017 dia nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety momba ny « varavarana misokatra izay hatao ny Zoma 16 sy Sabotsy 17 Jiona 2017 » ny Delegen’ny Boriboritany faha-6

Read More »
Wednesday Morning Group

Wednesday Morning Group

auteur jona 7, 2017 Commentaires fermés

Tonga nitsidika ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana ny 06 jona 2017 ny « WEDNESDAY MORNING GROUP » tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Ny votoatin’ny fihaonana dia ny fangatahana fiaraha-miasa amin’ny Ben’ny Tanàna  amin’ny fanampiana ny tetik’asa

Read More »
Fanomezana fiara fakana razana

Fanomezana fiara fakana razana

auteur jona 7, 2017 Commentaires fermés

Olona tsara sitrapo sady tsy mijery loko Politika no nanolotra fiara ho an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra izay ho ampiasain’ny BMH mba ho entina hitondrana ireo Razana tsy  misy mpiahy sy tsy misy maka eny

Read More »