slider »

Kaominina Antananarivo Renivohitra – Boriboritany Voalohany

Kaominina Antananarivo Renivohitra – Boriboritany Voalohany

administrateur octobra 2, 2018 Commentaires fermés

Fiatrehana ny fahavaratra sy  fisorohana ny valan’aretina Niara-nientana avokoa ireo mponina rehetra teny amin’ny Fokontany Ankasina ny andron’ny androany talata 02 Oktobra 2018 tamin’ny fanatanterahana ny asa fanadiovana faobe, izay nokarakarain’ny Boriboritany Voalohany, mba

Read More »
Mpanolotsaina ny  tanànan’Antananarivo: Nanao fivoriana  tsy arapotoana nandritra ny 3 andro

Mpanolotsaina ny tanànan’Antananarivo: Nanao fivoriana tsy arapotoana nandritra ny 3 andro

administrateur septambra 27, 2018 Commentaires fermés

Nivory nandritra ny  3 andro ny filankevitry ny tanànan’Antananarivo  renivohitra  nanomboka  ny alatsinainy teo  nifarana  androany alarobia  26 septambra 2018. Lahadinika maro no nandraisana fanapahankevitra tamin’izao  fivoriana izao hoy ny filohan’ny filankevitry ny  Tanànan’Antananarivo

Read More »
« Opération coup de poing » Fanadiovana tanàna

« Opération coup de poing » Fanadiovana tanàna

administrateur septambra 25, 2018 Commentaires fermés

Natomboka ny alatsinainy 24 Septambra 2018 teo amin’ny tsenan’Anosibe ny « opération coup de poing » entina hanadiovana ny tanàna. Izany hetsika izany no natao dia hanalàna ireo fako mivangongo eto Antananarivo Renivohitra ary indrindra koa

Read More »
Fanesorana affiche na peta-drindrina- Boriboritany fahatelo (CUA)

Fanesorana affiche na peta-drindrina- Boriboritany fahatelo (CUA)

administrateur septambra 24, 2018 Commentaires fermés

Nanala ireo peta-drindrina sy nanadio nanomboka teo amin’ny tetezan’ny Behoririka hatrany Besarety ny sabotsy 22 septembra 2018 teo, nanomboka tamin’ny 7 ora sasany maraina ny avy ao amin’ny boriboritany fahatelo kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

Read More »
Fanadiovana Boriboritany faha-3 (CUA) sy UDITEC

Fanadiovana Boriboritany faha-3 (CUA) sy UDITEC

administrateur septambra 24, 2018 Commentaires fermés

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanadiovana ny 15 sept teo dia misy ny fiaraha-mientana nanadio nataon’ny boriborintany faha3 Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny orinasa UDITEC (cosmos sy Umatec), izay ao anatin’

Read More »
Famaranana FUTSAL- CUA

Famaranana FUTSAL- CUA

administrateur septambra 24, 2018 Commentaires fermés

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny kianja Mitafon’i Mahamasina ny lalao famaranana FUTSAL, na foot à 7 izay nokarakarain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Nandrombaka ny  amboara natolotry ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana nandritra

Read More »
Boriborintany  faha  6 (CUA): Nanao fanadiovana faobe entina miady amin’ny aretina pesta

Boriborintany faha 6 (CUA): Nanao fanadiovana faobe entina miady amin’ny aretina pesta

administrateur septambra 21, 2018 Commentaires fermés

Araka   ny toromariky  ny ben’ny  tanàna,  Lalao Ravalomanana,   amin’ny tokony  hampadio  ny Tanàna hatrany, amin’ny maha soa iombonan’ny Malagasy azy   dia niara-nientana  nanao fanadiovana faobe  teny amin’ny  boriborintany faha- 6 ny ekipan’ny kaominina Antananarivo

Read More »
CUA sy ONG Positive Planète

CUA sy ONG Positive Planète

administrateur septambra 19, 2018 Commentaires fermés

Mpaka fako miisa 1000 eto amin’ny tanànan’Antananarivo no hisitraka ny fiaraha-miasa eo amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny ONG Positive Planète International. Vita sonia omaly maraina izany fifanaraham-piaraha-miasa izany teo amin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo

Read More »
Boriboritany fahadimy: Asa fanadiovana teny anjanahary II N

Boriboritany fahadimy: Asa fanadiovana teny anjanahary II N

administrateur septambra 18, 2018 Commentaires fermés

Mitohy hatrany ny asa fanadiovana tanterahan’ny Boriboritany fahadimy. Notohizana  teny amin’ny faritra manasaraka an’Anjanahary II N sy Besarety: Gerchard ny asa omaly 17 Septambra 2018. Niara-nanatanteraka izany ireo ekipa teknika sy ireo mpamafa lalana,

Read More »
FUTSAL karakarain’ny CUA: Ny 21 septambra izao ny lalao famaranana

FUTSAL karakarain’ny CUA: Ny 21 septambra izao ny lalao famaranana

administrateur septambra 14, 2018 Commentaires fermés

Ny zoma 21 septambra ho avy izao no hotontosaina ao amin’ny kianja  Mitafon’i Mahamasina ny famaranana ny lalao  foot à 7 fantatra amin’ny anarana hoe FUTSAL, izay karakarain’ny Kaominina  Antananarivo Renivohitra (CUA). Lalao maromaro

Read More »