slider »

Fampiarana ny fandoavana ny taxepylone, relais, antenne au mats

Fampiarana ny fandoavana ny taxepylone, relais, antenne au mats

auteur may 20, 2017 Commentaires fermés

Nisy ny fihaonana teo amin’ny CUA sy ny « mpandraharaha » mpampiasa ireo « Pylônes, Relais, Antennes aux mâts » rehetra eto Antananarivo Renivohitra ny 19 mey 2017 tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Ny

Read More »
Mpiasan’ny  CUA  misotro ronono

Mpiasan’ny CUA misotro ronono

auteur may 19, 2017 Commentaires fermés

Notanterahana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna tetsy Analakely ny 18 mey 2017 ny fihaonana fanin-telony teo amin’ny Talen’ny sampan-draharaha misahana ny mpiasa (DRH), ny talen’ny  sampan’ny fitantanam-bolan’ny kaominina (DAF) sy ireo solon-tenan’ny mpiasa misotro ronono

Read More »
Foara eran-tany eto Madagasikara andiany faha 12

Foara eran-tany eto Madagasikara andiany faha 12

auteur may 19, 2017 Commentaires fermés

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 18 mey 2017 ny « foire Internationale de Madagascar » izay haharitra 4 andro. Andiany faha 12 no tanterahana  etsy amin’ny zone FORELLO Tanjombato , ahitana orin’asa  209 mandray

Read More »
Fanadiovana Mahazo – Ampasapito

Fanadiovana Mahazo – Ampasapito

auteur may 17, 2017 Commentaires fermés

Mitohy hatrany ny hetsika fanadiovana tanterahin’ny Boriboritany fahadimy. Nanala ireo mpivarotra manoloanan’ ny arabe ireo ekipa teknika  nanomboka ny 15 hatramin’ny faha 17 May 2017, izay notarihin’ny Atoa RAKOTO Emmanuel Richard. Natomboka teny amin’ny

Read More »
Hetsika “FARITRA MADIO” Boriboritany fahaefatra

Hetsika “FARITRA MADIO” Boriboritany fahaefatra

auteur may 16, 2017 Commentaires fermés

Ho fanohizana sy Fanatsarana ny fanatanterahana ny vinan’ny Tanànan’Antananarivo dia nanomana hetsika ny eo anivon’ny Boriborintany faha 4, mitondra ny anarana hoe : FARITRA MADIO izay miompana tanteraka eo amin’ny lafiny fahadiovan’ny Tanàna; ka

Read More »
Fanadiovana Boriboritany Fahadimy

Fanadiovana Boriboritany Fahadimy

auteur may 11, 2017 Commentaires fermés

Nanatanteraka fanadiovana   ny Boriborintany fahadimy ny 11 Mai  2017. Niainga teny amin’ny Rond point Alarobia hatrany amin’ny Gare Alarobia ary nitohy hatrany Ivandry ny hetsika. Notarihin’ ny Lehiben’ny Boriboritany Atoa RAKOTO Emmanuel Richard niaraka

Read More »
Fivezivezena an-tanàn-dehibe

Fivezivezena an-tanàn-dehibe

auteur may 11, 2017 Commentaires fermés

Mikasika ny sampandraharahan’ny Fitaterana sy Fivezivezena an-Tanàn-dehibe CUA  dia azo lazaina fa efa misy ezaka efa natao, miaraka amin’ireo sehatra   fitanterana sy ny mpampiasa làlana eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Ny voalohany,  efa nisy

Read More »
Célébration de la Journée de L’Union Européenne

Célébration de la Journée de L’Union Européenne

auteur may 9, 2017 Commentaires fermés

Tonga nanome voninahitra sy nanatrika ny « Célébration de la Journée de L’Union Européenne » tetsy amin’ny « Résidence, Villa Iaranja-Tsarasaotra » ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA androany 09 may. Izay niarahana tamin’ireo olona manankaja maro samihafa sy

Read More »
03 Mey 2017: Tsingerin-taona nahaterahan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

03 Mey 2017: Tsingerin-taona nahaterahan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

auteur may 3, 2017 Commentaires fermés

Ho fanamarihana ny tsingerin-taona nahaterahan-dRamatoa Lalao RAVALOMANANA Ben’ny Tanànan’ Antananarivo  Renivohitra ny 03 May 2017 dia nisy ny lanonana tsotra nefa manandanja izay niarahany tamin’ny mpiara-miasa aminy tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Nomarihany nandritra

Read More »
Fanambarana nataon’ny filohan’ny filankevitra monisipaly

Fanambarana nataon’ny filohan’ny filankevitra monisipaly

auteur may 2, 2017 Commentaires fermés

Manoloana ny fisian’ny fanambarana mivilana izay nataon’ireo mpanolontsaina vitsy an’isa ao amin’nyKaominina Antananarivo Renivohitra, nilaza fa mpanohitra eto amin’ny tanànan’Antananarivo dia nandiso ny fanambarana nataony ny filohan’ny Filankevitra Monisipaly ato amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra,

Read More »