slider »

Fihaonana niarahana tamin’ny Ben’ny tanàna sy ny solotenan’ny mpanakanto Malagasy

Fihaonana niarahana tamin’ny Ben’ny tanàna sy ny solotenan’ny mpanakanto Malagasy

auteur febroary 27, 2016 Commentaires fermés

Ny 26 Febroary 2016 lasa teo dia nisy ny fihaonan’ny « syndicat « nyArtista Malagasy sy ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Ramatoa Lalao Ravalomanana, izay natao tao amin’ny lapan’ny tanàna Analakely. Izay nahitana ny solotenan’ny OMDA, ny « syndicat

Read More »
Fidinana ifotony teny amin’ ny boriboritany  fahadimy

Fidinana ifotony teny amin’ ny boriboritany fahadimy

auteur febroary 26, 2016 Commentaires fermés

Ho tohin’ny fijerena ifotony ny fiainan’ny mponin’Antananarivo Renivohitra, dia nanatanteraka fitsidihana teny amin’ny Boriboritany fahadimy ny Fiadidina ny tanàna ny Alakamisy faha 24 Febroary 2016. Izay notarihin’ny Talen’ny Kabinetra, ny Sekretera Jeneraly, ny Lefitra

Read More »
Antsakaviro : Centre Contre-visite

Antsakaviro : Centre Contre-visite

auteur febroary 26, 2016 Commentaires fermés

Eny Antsakaviro no misy ny «  Centre contre visite » na ny ivon-toerana misahana ny fizahana fanindroany ireo fiara fitanteram-bahoaka eto an-dRenivohitra. Ankehitriny dia miha-entitra hatrany ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra amin’ny fanaraha-maso ireo

Read More »
Fanadiovana faobe : Farihy Anosy

Fanadiovana faobe : Farihy Anosy

auteur febroary 24, 2016 Commentaires fermés

Mitohy hatrany ny asa fanadiovana sy fanatsarana ny tanàna ataon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Raha ny andron’ny Talata faha 23 Febroary 2016 dia ny teo amin’ny faritry ny farihin’Anosy sy ny manodidina no nanatanterahana izany

Read More »
Atrik’asa fankatoavana ny drafitr’asa « plan cadre régional » amin’ny fiarovana ny zon’ny ankizy hiarahan’ny kaominina Antananarivo

Atrik’asa fankatoavana ny drafitr’asa « plan cadre régional » amin’ny fiarovana ny zon’ny ankizy hiarahan’ny kaominina Antananarivo

auteur febroary 22, 2016 Commentaires fermés

Ny 19 febroary 2016 dia nisy ny fandinihana atrik’asa drafitr’asam-paritra mikasika ny fiarovana ny ankizy izay vinavinaina ho tanterahana mandritra ny 4 taona (2016 hatramin’ny 2019), izay hanamafisana ny firaisan-kina sy fiaraha-mientana ho an’ny

Read More »
Fampiofanana ireo polisy monisipaly  mikasika ny fisintonana ny permis de conduire

Fampiofanana ireo polisy monisipaly mikasika ny fisintonana ny permis de conduire

auteur febroary 19, 2016 Commentaires fermés

Ho fanatsaràna ny fandaminana ny fifamoivozana eto Antananarivo Renivohitra dia nanatanteraka fampiofanana ireo Polisy Monisipaly ny « Commission de retrait des permis de conduire » notarihin’ny Prefektioran’ny Polisy Colonel RANDRIAMANJARISOA Robert. Dinidinika mahakasika ny

Read More »
Fanentanana fanadiovana teny amin’ ny EPP Anjanahary  II N

Fanentanana fanadiovana teny amin’ ny EPP Anjanahary II N

auteur febroary 19, 2016 Commentaires fermés

Ho fankalazàna ny Andron’ny Sekoly na ny « Journée des écoles », dia nanatanteraka fanentanana mahakasika ny fanadiovana teny amin’ny Ecole Primaire Publique ( EPP) Anjanahary II N ny Boriboritany fahadimy izay notarihin’ny Lefitry

Read More »
Mahamasina: Fikarakarana ny kianjabe filalaovam-baolina

Mahamasina: Fikarakarana ny kianjabe filalaovam-baolina

auteur febroary 16, 2016 Commentaires fermés

Efa nanomboka ny 15 Desambra lasa teo no nikarakaran’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny kianjabe filalaovam-baolina etsy Mahamasina. Izany no natao dia mba ho fandraisana ny lalao iraisam-pirenena izay hatao eto Madagasikara

Read More »
Fihaonana nataon’ny Ambasadaoro ny frantsa sy ny ben ‘ny Tanànan’Antananarivo renivohitra

Fihaonana nataon’ny Ambasadaoro ny frantsa sy ny ben ‘ny Tanànan’Antananarivo renivohitra

auteur febroary 11, 2016 Commentaires fermés

Ny 11 Febroary 2016 dia nitohy indray ny fihaonana sy ny dinik’asa teo amin’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Ramatoa Lalao RAVALOMANANA sy ny Ambasadaoron’ny Frantsa Ramatoa Vouland ANEINI ary niarahana tamin’ny Talen’ny « l’Institut Francais de

Read More »
Opération « 4mi » nataon’ny kaominina teny Ambohijatovo

Opération « 4mi » nataon’ny kaominina teny Ambohijatovo

auteur febroary 9, 2016 Commentaires fermés

Mba ho fanatsarana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra dia nisy ny fanadiovana faobe fanalana ireo fianakaviana sahirana manorina fonenana tsy ara-dalana, izay natao teny Ambohijatovo Ambony akaikin’ny « tunnel » ny 08 febroary 2016 maraina nanomboka tamin’ny 09

Read More »