slider »

Fanadiovana faobe ny Tsena Petite Vitesse

Fanadiovana faobe ny Tsena Petite Vitesse

auteur desambra 5, 2014 Commentaires fermés

Nanomboka ny 03 Desambra 2014 tamin’ny 01 ora tolak’andro  ny fanadiovana ny tsena kaominaly ; ka natomboka teo amin’ny tsena petite vitesse. Teny an-toerana ireo solontena maro teto amin’ny tanànan’Antananarivo nanatontosa izany toy ny:

Read More »
Fanadiovana faobe ny tsena

Fanadiovana faobe ny tsena

auteur desambra 3, 2014 Commentaires fermés

Ao anatin’ny fotoam-pahavaratra tanteraka isika izao, ary ao anatin’ny fitobahan’ny tsenam-boankazo isan-karazany, izay hita fa maha-betsaka ny loto sy fako eto amin’ny tsenan’an-drenivohitra. Hanatanteraka  fanadiovana faobe ireo tsena kaominaly ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo renivohitra, 

Read More »
Fankalazana  ny  faha-65 taonan’ny  mpamonjy  voina  Tsaralalana

Fankalazana ny faha-65 taonan’ny mpamonjy voina Tsaralalana

auteur desambra 3, 2014 Commentaires fermés

Raha araka ny tantara dia niforona ny 01er Janoary 1949 ny Corps des Sapeurs Pompiers. Feno 65 taona amin’ity taona 2014 ity io sampan’asa mpamonjy voina io. Nisy ny varavarana misokatra na « Porte

Read More »
Fampahafantarana ho an’ny mpivarotra

Fampahafantarana ho an’ny mpivarotra

auteur novambra 27, 2014 Commentaires fermés

Naharaisana fitarainana maro ny mikasika ireo mpivarotra manodidina ny sekolim-bahoaka, ny sekolim-panjakana eto Antananarivo renivohitra. Araka ny lalàna velona, dia tsy azo atao mihitsy ny mivarotra manodidina azy ireny. Rehefa mety ho établissements publics

Read More »
FAMPAHAFANTARANA

FAMPAHAFANTARANA

auteur novambra 27, 2014 Commentaires fermés

BABY FOOT – BILLARD – VIDEO –PLAYSTATION –KARAOKE- PANNEAU –PLAQUE PUBLICITAIRE –PUBLICITE SUR VEHICULE- ENSEIGNE LUMINEUSE –PEINTURE MURALE. Araka ny lalàna faha- 94.007 tamin’ny 26/04/1995 izay mamaritra ny tokony handoavana ny haba ety amin’ny

Read More »
Fanolorana dablio ho an’i EPP Ampefiloha sy EPP Imamba

Fanolorana dablio ho an’i EPP Ampefiloha sy EPP Imamba

auteur novambra 21, 2014 Commentaires fermés

Omaly Alakamisy 20 novambra 2014 tamin’ny 9 ora maraina sy tamin’ny 10 ora sy sasany no nanatanteraka fidinana teny amin’ny EPP Ampefiloha sy ny EPP Imamba ny « cellule 3P » sy ny ben’ny

Read More »
Fandaminana ny tsena manoloana ny Avenue Analakely

Fandaminana ny tsena manoloana ny Avenue Analakely

auteur novambra 20, 2014 Commentaires fermés

Raha nanao ny fanadiovana ny tsenan’Analakely  sy Behoririka ny kaominina Antananarivo ny Alatsinainy lasa teo dia mbola notohizana izany fandaminana izany, Ka niverenana ireo mpivarotra amoron-dalana izay efa nalamina. Noraisina ny fepetra fa izay

Read More »
Fandaminana ny Tsena Mahamasina

Fandaminana ny Tsena Mahamasina

auteur novambra 20, 2014 Commentaires fermés

Araka ny fandaminana izay noraisin’ny Kaominina Antananarivo dia nandray fepetra vaovao sy matotra ny tompon’andraikitra voalohany ny tanàna . Ny fanesorana ireo mpivarotra manodidina ny « rond point » sy ny manoloana ny stèle 

Read More »
Fanadiovana  ny tsena  amoron-dalana

Fanadiovana ny tsena amoron-dalana

auteur novambra 18, 2014 Commentaires fermés

Mitohy foana ny fandaminana sy ny fandrindrana ny tsena eto Antananarivo Renivohitra. Satria io tsena io no tena mampikorontana  sy miteraka olana maro  eo amin’ny fiaraha-monina ; noho ny fisian’ireo mpivarotra amoron-dalana mibahana ny

Read More »
Fankasitrahana ny ankizy mendrika tamin’ny fanadinana CEPE taona 2014

Fankasitrahana ny ankizy mendrika tamin’ny fanadinana CEPE taona 2014

auteur novambra 7, 2014 Commentaires fermés

Ankizy miisa 153 mendrika indrindra tamin’ny fanadinana CEPE 2014 avy amin’ny Sekoly Fanabeazana Fototra no notoloran’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny CISCO fanomezana « kiraro marika SKONO » ny Alarobia 05 Novambra tetsy amin’ny

Read More »