slider »

Lalan’Andriantany

Lalan’Andriantany

auteur janoary 30, 2015 Commentaires fermés

Ny lalan’Andriantany izay miditra eo Ankadimbahoaka ka mivoaka eny Ankorondrano, dia mampitohy ny lalana Andrefan’ny Mananjary, la réunion kely ary Manarintsoa Isotry (Afovoany, Atsinanana, Isotry). Ny zava-misy anefa dia tsara ho fantatra fa maro

Read More »
Fanomezana fanampiana ho an’ny traboina avy amin’ny masoivoho Sinoa

Fanomezana fanampiana ho an’ny traboina avy amin’ny masoivoho Sinoa

auteur janoary 30, 2015 Commentaires fermés

Ny Alakamisy faha 29 Janoary 2015, dia tonga teto amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny Masoivoho Sinoa eto Madagasikara namaly ny fangatahana nataon’Andriamatoa Filohan’ny Délegasionina Manokana ny Tananàn’ANTANANARIVO Renivohitra Andriamatoa Ny Hasina Andriamanjato mahakasika ny

Read More »
Ny andraikitry ny Kaominina manoloana ny fisian’ny cyclone ary ireo fiomanana amin’ny fihavian’ny rivo-doza manaraka

Ny andraikitry ny Kaominina manoloana ny fisian’ny cyclone ary ireo fiomanana amin’ny fihavian’ny rivo-doza manaraka

auteur janoary 30, 2015 Commentaires fermés

Ny kaominina Antananarivo Renivohitra dia mandray an-tanana hatrany ny fikarakarana ny tra-boina isaky ny boriboritany sy ny fokontany amin’ny voina izay  mahazo azy nohon’ny fihavian’ny “cyclone”. Misy fiaraha-miasa matotra sy fifamatoarana eo amin’ny Departemanta

Read More »
Fanampiana nataon’ny « cellule 3P » ny tra-boina nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza «CHEDZA »

Fanampiana nataon’ny « cellule 3P » ny tra-boina nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza «CHEDZA »

auteur janoary 28, 2015 Commentaires fermés

Nandalo fotoan-tsarotra tokoa ny nositsika nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza CHEDZA ». Hita teto andrenivohitra fa betsaka ny zavatra simba. Tao ny namoy ny ainy ary aman’arivony ny tra-boina tsy manan-kialofana. Manoloana izany indrindra dia

Read More »
Tatitra nataon’ireo mpamonjy voina nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Chedza teto Antananarivo

Tatitra nataon’ireo mpamonjy voina nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Chedza teto Antananarivo

auteur janoary 28, 2015 Commentaires fermés

Nanao ny ainy tsy ho zavatra mihitsy ireo mpamonjy voina na ny CSP Corps des Sapeurs Pompiers nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Chedza teto Antananarivo. Maro ny takaitra izay navelan’io rivo-doza io : tao ny

Read More »
Antananarivo : Alerte Jaune/ Loza Manambana

Antananarivo : Alerte Jaune/ Loza Manambana

auteur janoary 14, 2015 Commentaires fermés

Noho ny rotsak’orana nisesisesy tato ho ato dia nisy fiakarana avokoa ireo renirano manodidina ny tanànan’Antananarivo, toy ny lakan-dranon’ Ikopa, Sisaony ary Imamba. Amin’izao fotoana izao dia tandindomin-doza isika na en « situation d’alerte

Read More »
Fanaraha-maso ny asa anaty tsena sy fanentanana ireo mpivarotra

Fanaraha-maso ny asa anaty tsena sy fanentanana ireo mpivarotra

auteur janoary 14, 2015 Commentaires fermés

Mba tsy hisian’ny kolikoly sy ho  fizotry ny asa  amin’ny ara-dalàna ao an-tsena, dia nanomboka ny Asabotsy lasa teo ny fizahana sy fanentanana teny an-toerana nataon’ny kaominina Antananarivo. Natomboka teny Isotry izany  ary mbola

Read More »
Fanentanana ny mpivarotra amin’ny fampiasana Ticket électronique

Fanentanana ny mpivarotra amin’ny fampiasana Ticket électronique

auteur janoary 14, 2015 Commentaires fermés

Ho antsika mpivarotra ara-dalàna rehetra eto amin’ny tanànan’Antananarivo renivohitra !  Takio mandrakariva ny ticket rehefa mandalo ny percepteur na ny mpitaky haban-tsena. Amin’izy ireny ihany no andoavana ny haban-tsena , ary marihana fa manana

Read More »
Fanadiovana sy fandaminana ny tsena

Fanadiovana sy fandaminana ny tsena

auteur janoary 5, 2015 Commentaires fermés

Noho ny fisian’ny gaboraraka sy ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ireo mpivarotra eto Antananarivo Renivohitra, dia nanapa-kevitra ny Kaominina  hanao ny fandaminana sy fanadiovana ny 05 janoary 2015.  Asa niarahana tamin’ireo sampan-draharaha misahana ny tsena; ka

Read More »
Noelin’ny ankizy

Noelin’ny ankizy

auteur desambra 29, 2014 Commentaires fermés

Ankizy maro no nameno ny tokontanin’ny Lapan’ny tananan’Antananarivo Renivohitra ny 23 desambra 2014. « Noelin’ny ankizy » izay no loha-hevitra nentin’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra niantsoana ny hetsika izay natao. Ankizy miisa 1500 latsaky ny 15

Read More »